Ary raha pédophile?
1. pissoa
(
23/06/2006 13:13)
N/Misy resaka lava be atsy ambadika atsy momba ny homosexualite.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4498f79c098da
Ny hevitra tena nivaingana ao amin'io resaka homo io moa dia ny hoe:
# Resaka orientation ny homosexualité ... ary tsy azony ialana ary tsy fahotana.
# Izay no tiany ka maninn?
# Resaka fitiavana io, ary ny message ny Christ dia love.
# Tsy natoraly.
# Fahotana.
Dia ahoana indray ary ny pedophilie e?

répondu par prime le 30/06/2006 11:10
4. mandrindra
(
23/06/2006 13:28)
io ndray ry pissoa resaka manky bilao io a. fa tokony lazaina tsara aloha hoe firy taona ilay atao hoe zaza satria efa misy 12 taona dia efa entambe sady milamila be.
5. pissoa
(
23/06/2006 13:44)
Manky bilao maninona ry mandrindra? :-D:-D:-D
Ka tsy izany fa liana be aho hoe
"Resaka orientation ny homosexualité". Dia ny pedophilie koa ve?
"Izay no tian'ny homo koa maninn?" dia hoe mety koa ve hoe "Izay no tian'ny pedophile koa maninona".
Izay hamaritanao ny ankizy sy ny pedophilie tsy maninona, fa azavao fotsiny e.

6. mandrindra
(
23/06/2006 13:48)
ny homosexualité dia fitia mifamaly.
ny pédophile dia tsisy fitiavana fa tonga dia resabody fotsiny. tsy hoe tiany ilay zazakely fa tiany ho asiana.
manky bilao satrai nisy serrage hadino tao amin'ny atidohany no mahatonga azy hanao an'izany. indraindray ve zaza enimbolana no asiana, inn no tsiron'izany ?

7. diamondra27
(
23/06/2006 13:59)
ny resaka pédophile de resaka mahamenatra no mahasosotra.
Io olona io aloha dia tsy normale e! izany oe:manana maladie mentale , pulsion sexuelle de mitady ze azo éévacuer-na azy na zaza 12mois io na 15 ans na firy taona , refa azony asiana sy lasa ny azy de 'zay.
Raha fantatry ny havany fa manao an'io le olona de tokony entiny tsaboina hanao thérapie fa tsy avela @izao.
Reste à savoir oe: inona no manosika azy hanao an'izany?
Refa miakatra le fandehany ka raha tsy mahay ny mi-gérer azy de lasa manaonao foana ka izay no mahatonga ny sasany hi_masta, ny sasany indray manao mitulation, ny sasany lasa agressif, ny sasany zany de io mitady lavaka io
.......

8. nikopol
(
23/06/2006 14:05)
tsy mitovy kosa kalo ny pedophile sy ny homo e! ny homo tsy raran'ny lalàna fa ny pedophilie raran'ny lalàna !
ny homo resaka samy olon-dehibe ( samy dakoro ) ! fa ny ny pedophile misy idiran'ny zaza !
ny hevotro momba ny pédophile dia tokony fahaizina mafy ampiarana ny lalàna farany mafy ...

9. Fiffi
(
23/06/2006 14:09)
an3 ! tsy mahamenatra zany io , fa nahoana nomahamenatra ? ny olona manao an'izany angaha mba menatra zany no ny firesahana azy no hahamenatra ?
Zavatra tena ratsy indrindra angamba de io pédophilie io , satria tena lacheté mihintsy ny fanaovana an'io .Raha mba ny mitovy sandry @ ry zareo no hanaovany ny tsy mety maninona moa ? fa de ny zaza tsy manan-tsiny sy tsy ho hafaka hiaro-tena.

10. kally
(
23/06/2006 14:13)
Indraindray io fitadiavan'ny lehilahy virjiny virjiny io ihany no isany mahatonga an'ireny koa.Ankoatry ny aretin-tsainy.
13. lapino
(
23/06/2006 15:58)
kally, fahadisoana ve izany ny an'ny lehilahy raha mitady virjiny? :-w
14. ja
(
23/06/2006 18:45)
pissoa:
Dia ahoana indray ary ny pedophilie e?
pissoa fanontaniana tsy tokony hipetraka kosa aloha izany e!tsy misy itovizany mihitsy ny pédophilie sy ny homo
zazakely ange no resahina @ izany!mino kosa a fa tsy hisy hiaro ireo pédohpile!!
18. diamondra27
(
23/06/2006 21:37)
:wink:
'za te- hiteny fotsiny fa mila fanampiana izy mba hanekeny ny fitsaboana tena.
Dia ahoana ny hamantarana ny olona iray fa oe:pédophile izy, mba ahazoana miaro ny ankizy?
Toa miafara @ famonoana le zaza mihitsy aza ny iafarany indraindray koa

19. Fiffi
(
24/06/2006 05:01)
Ianareo anga tsy mba nanaraka an'le "Affaire Dutroux" na le hoe "L'affaire « du Trou » ? http://www.subversiv.com/doc/charley/8-l'affaire-du-trou.htm
20. pissoa
(
24/06/2006 05:36)
Zah aloha tsy miaro pedophile an. Nahalasa ny saiko fotsiny ny mety ho hevitra eto nahita ilay resaka homo iny aho. Ny amin'ny resaka maha-kristianina, na fiaraha-monina tsotra, nisy niteny hoe resaka orientation iny ...
ja:
pissoa fanontaniana tsy tokony hipetraka kosa aloha izany e!tsy misy itovizany mihitsy ny pédophilie sy ny homo
zazakely ange no resahina @ izany!mino kosa a fa tsy hisy hiaro ireo pédohpile!!
diamondra:
za te- hiteny fotsiny fa mila fanampiana izy mba hanekeny ny fitsaboana tena.