Ary raha pédophile?

21. pissoa ( 24/06/2006 05:37)
Hadinoko.

Aza afangaro aloha ny pedophile sy ny olona avy nanamaina tany dia avy eo ni-viol sipakely na bandy kely e.
22. kally ( 24/06/2006 06:46)
lapino:

kally, fahadisoana ve izany ny an'ny lehilahy raha mitady virjiny? :-w


Mampanita-tsaina ny kely saina:-P


23. vale ( 24/06/2006 22:43)
Lapino: tsisy tsara ohatry ny vaovao fa ny mahagaga nge de ianareo lhl na efa tonta:-Daza de mbola eken'ny vhv foana e?!!
24. ja ( 25/06/2006 05:51)
cutie:

mba mitovy hevitra @ja za @ ty :P



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. cutie ( 25/06/2006 18:33)
mampime be nga:-D
26. ja ( 26/06/2006 08:43)
cutie:

mampime be nga:-D



ie
27. dadabe ( 26/06/2006 09:41)
:roll::roll::roll: tena memezan'i cutie Ja letie :roll::roll:
28. ja ( 26/06/2006 17:20)
:lol::lol::lol::lol:
29. cutie ( 26/06/2006 18:09)
tsy aleo ve hihomehezana toy zay atao an'ty :twisted:
30. prime ( 27/06/2006 10:01)
pissoa> na pédo na homo samy vokatry ny ota avokoa izany amiko ka tsy mitovy hevitra aminao aho...:wink:
31. pissoa ( 28/06/2006 05:27)
Zah ngeh tsy miaro pedophile e. :roll:
Mahaliana ahy fotsiny ny hevitry ireo namana niteny hoe "tsy fidiny ny maha-homo". Dia mety tsy fidiny koa izany ny maha-pedophile amin-dry zareo e.
32. booboo ( 28/06/2006 05:32)
cutie > hihihihihihi
33. prime ( 28/06/2006 09:18)
pissoa> ok!:)
fa fialàna bala fotsiny ny hoe tsy fidiny fa tena "fidiny" mihitsy... safidy io ka samy tompon'andraikitra @ ataony fotsiny dia basy fa ny hoe marina, mety, tokony eken'ny fiaraha-monina sns... tsy mitombina avokoa...:wink:
34. pissoa ( 29/06/2006 13:53)
:wink:
35. prime ( 30/06/2006 11:10)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496