Sareraka: ary itony mba ahoana?
1. hery
(
23/06/2006 06:27)
Tato ho ato dia hitantsika ny tsikera mirara-kopana alefan'i Sareraka eto amin'ny forum. Tsikera momba ny fitondrana izay tsy hanomezan-tsiny azy satria mba malahelo izy :-)
Fa gaga ihany aho hoe raha hanarina ny toe-tsain'ny vahoaka (indrindra ny tanora) ianao, tsy tokony ho amboarinao koa ve ny toetsainao?
Miharihary mantsy (ho an'izay manaraka tsara ny fomba fanoratra sy ny fomba fiteny ary ny fomba fihevitra) fa olona iray ihany no manana solonanarana be dia be dia lasa Sareraka, OlpOlonaLeo, victime101, gasypantin, petsambava, 4mimananelatra. Dia mamoaka hevitra iray ihany.
Taratry ny toe-tsaina entin'ny mpanohitra amin'izao fotoana izao sahady izany.
Ny mpanohitra dia manao tahaka an'i sareraka izay miteny etsy sy eroa hoe be dia be izahay izao (kanefa izy ihany kay no miovaova palitao, solonanarana, ao).
Ny mpanohitra amin'izao fotoana izao dia miafina ao anaty lainga (tahaka an'i sareraka eto) amin'ny mombamomba feno fanangolena (CV toa madio, tanana madio sns...) kanefa kay tsy izany akory. (Efa nojerenao ve ny mombamomba an'ireo solonanarana etsy ambony ireo?)
Ny mpanohitra amin'izao fotoana dia tsy vonona ny hihaino izay lazain'ny hafa fa manentsina manentsina ihany (tahaka an'i sareraka eto)
Ny mpanohitra ankehitriny dia tsy manolotra soson-kevitra afatsy ny hoe Ravao aloha dia ho hita eo rehefa avy eo... (dia i sareraka mihitsy e)
Ka hoy aho hoe, nosombainao ry sareraka ny mety ho fanantenan'ny olona mpanohitra matotra.
Miandrandra mpanohitra azo ianteherana ny olona kanefa dia indrisy... voatery hiaritra amin-dRavalo ihany raha toa izao no toetranareo.
Mety maro ny olona tokony ho resinao lahatra amin'ny hevitrao... fa ny fomba fanehonao azy fotsiny dia efa tsy mandresy lahatra indray.
Ka tsara fa tohizo.
Raha toa izao foana no ataonareo dia mbola ho lany indray Ravalo amin'ny 2007.
Raha toa izao no entinareo hilaza hevitra dia toa tsy ho azonay ianteherana akory ianareo (kanefa izahay mitady hianteherana)
Raha totoafo tsy misy élan hieritreretana dia tsy afaka hieritreritra akory izahay rehefa hifidy fa dia hifidy an-dRavalo indray.
Raha toetsaina mpankahala "olona" no asehonareo... dia na mety handresy lahatra aza ny hevitra entinareo, dia aleonay indray ny olona tsy miteny hoe mankahala (na dia tsy tia anay aza) toa izay olona hita fa mankahala (na dia miteny hoe tia anay aza)
Fa tsisy fika hafa mba maranidranitra kokoa ve e?
Hmmm... Ary sao dia iraka avy amin-dRavalo ihany aza ianao mba hamotehana ny mpanohitra. Raha izany dia aleo izahay ho mailo.
Inona no tsy marina amin'izany?

répondu par prime le 28/08/2006 12:11
2. Fiffi
(
23/06/2006 06:44)
Sareraka, OlpOlonaLeo, victime101, gasypantin, petsambava, 4mimananelatra.
KA INONA NO SY MARINA AMIN'IZANY ?
KA INONA NO SY MARINA AMIN'IZANY ?
3. Fiffi
(
23/06/2006 06:47)
Dia mba manantena anareo hamaly fa aza hatao tahaka an'ireo fombanareo mametraka dinika de lasa @ le tanjona inona ???
4. sareraka
(
23/06/2006 07:57)
KA ANGAHA MOA IZAHAY TONGO-BOLO ka tapenam-bava e?
aiza koa no misy olona ka tsy azo critiquéna eto ambonin'ny tany?
MISY TSY METY NY ATAON i RAVALOMANANA ary ny tsy mety no bebe kokoa ?
HO AN I MPANDRINDRA teneno dieny izao hoe izay TIM,sy mpanohana an-dRAVALOMANANA ihany no mahazo misoratra anarana ato dia MAZAVA BE @ izay !
misy olon-kafa ato mitsikera ny mpitondra tsy tenenina ry rabaradaka ry mino18 sns...

5. Fanja1
(
23/06/2006 08:15)
sareraka, ndana enao mirotsaka ho president de ho hita eo raha mahavita be noho izy e..
6. hery
(
23/06/2006 08:16)
Mahazo mitsikera tsara ny fitondrana mihitsy kah. Zah tsy mpanohana ny fitondrana (izay no ilazàko hoe mitady mpanohitra matotra)... fa raha toa anareo dia tsy hitako hoe mbola misy azo ianteherana aloha.
Ry rabaradaka sns tsy mampiasa pseudo marobe dia efa mahalaza ny heviny. Fa nareo dia atao daholo izao anarana mety hitarika olona rehetra izao. Dia mieritreritra ny gasy eto ho Donto mihitsy...
Avis de recherche:
Mitady mpanohitra mba mahay fika tsara kokoa noho ny ataon'i sareraka fa mangetaheta mpanohitra.
Mitady mpanohitra tsy sandoka fa milaza ny tena marina. Fa tsy mpanohitra tsy hay na TIM no mody manohitra.
Mitady TENA mpanohitra vonona hanarina an'i Madagasikara fa tsy mpanohitra mpanaratsy ny Gasy sy mpankahala ny Gasy mba tafita.
Aiza no misy anareo tena mpanohitra?

9. hery
(
23/06/2006 08:53)
Ie, aleo hiteny kah :-)
Euh... nisy niteny hoe aza avela hiteny ngah mou teo? Efa t@ andron'ny komonista zany. Ny komonista aza efa mivoatra :-)

11. revit
(
23/06/2006 09:08)
Izahay aloha aleo dia tsorina ny marina fa mba anisan'ireo tia ny hiran'i Sareraka ihany e
Izany akory tsy midika hoe manaiky izay lazainy rehetra fa ny fahitako azy io dia tsy nahazo avara-patana anefa mba anisan'ireo nitolona ihany ka nivadi-dela.
Fa angaha tsy mandeha intsony ny entreprise any Mahajanga any Sareraka a!.
Nefa na dia izany kosa aza isika vahoaka dia tsy tokony hanao BENOIT TSARA FANAHY fotsiny.
Mba mihainoa ihany ny hiran'i Sareraka fa mba misy anatra azo raisina ihany ao fa aza hatao halako bika sy tsy tiako tarehy;-)

13. sareraka
(
23/06/2006 09:24)
TOKO TAPAKA VILANY MITONGILANA IZAY TSY METY ARENINA hoy ny NTAOLO malagasy!..
tsy izay lazaiko dia marina avokoa marina izany fa ! ny tsy ekeko kosa aloha dia atao toy ny eclipse hoe takonan'ny volana ny masoandro pendant quelque temps dia hoe: IZAHAY NO TENA MARINA!
ny anay no tena izy! raha zavatra mbola eto ambonin'ny tany discutable daholo!..
na zaza kambana izao aza tsy mitovy eritreritra!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?

14. xxx
(
23/06/2006 09:34)
sareraka:
tsy izay lazaiko dia marina avokoa marina izany
sareraka::-w:roll:
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
17. kolokanto
(
23/06/2006 10:18)
Miarahaba anareo rehetra indray e!
Hoy i sareraka:
tsy izay lazaiko dia marina avokoa marina izany
Hoy i sareraka:
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
Izany hoe raha ny fahazoako azy dia rahampitso aho mety mainty, androany aho lasa fotsy, rahafak'ampitso aho mety mavo?
Raha nolazaiko androany hoe olona halako mety ho lasa tiako be tampoka rahampitso??? :roll:
SATRIA
Sareraka:
XXX!!! NY ZAVATRA ETO AN-TANY DISCUTABLE DAHOLO!!!
Izany hoe mivadibadika toy ny andro ririnina???

18. caloh
(
23/06/2006 10:35)
hery:
Mahazo mitsikera tsara ny fitondrana mihitsy kah. Zah tsy mpanohana ny fitondrana (izay no ilazàko hoe mitady mpanohitra matotra)... fa raha toa anareo dia tsy hitako hoe mbola misy azo ianteherana aloha.
Ry rabaradaka sns tsy mampiasa pseudo marobe dia efa mahalaza ny heviny. Fa nareo dia atao daholo izao anarana mety hitarika olona rehetra izao. Dia mieritreritra ny gasy eto ho Donto mihitsy...
Avis de recherche:
Mitady mpanohitra mba mahay fika tsara kokoa noho ny ataon'i sareraka fa mangetaheta mpanohitra.
Mitady mpanohitra tsy sandoka fa milaza ny tena marina. Fa tsy mpanohitra tsy hay na TIM no mody manohitra.
Mitady TENA mpanohitra vonona hanarina an'i Madagasikara fa tsy mpanohitra mpanaratsy ny Gasy sy mpankahala ny Gasy mba tafita.
Aiza no misy anareo tena mpanohitra?
o ra-hery a ! avelao izy ho reraka eo e! olona tsy mahalala nino2 ireny fa pandrangitra fotsiny raha tena sahy izy maninona tsy mitonona vatana , ary nga tsy misy email afaka hijerevana azy.Zao nge no tena mety e tokony tsy afaka miditra @ forum raha tsy manome email marina satria raha olona hiteni2 foana hoatr'ireny mandreraka.