Sareraka: ary itony mba ahoana?

21. Achia ( 24/06/2006 07:48)
reraka sa ? :lol:
22. marozevo ( 24/06/2006 08:16)
valio mazava fotsiny eh... Tena izy ve sa sandoka ?
Raha tena izy dia revinay marina tokoa moa izany. izaho dia tena tia ny hiran'i Sareraka koa... fa tsy izany akory no antony hoe itiavako izay rehetra mitonona ho Sareraka.
23. Fiffi ( 26/06/2006 09:21)
sareraka:
NY ZAVATRA ETO AN-TANY DISCUTABLE DAHOLO!!!
de valio ary hoe ENY na TSIA !


24. marozevo ( 26/06/2006 14:27)
xxx:

sareraka:
tsy izay lazaiko dia marina avokoa marina izany

sareraka:
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
:-w:roll:




Tokony ho valian'i Sareraka mazava aloha ny fanontaniana toy itony vao manohy ny resaka izy... Sa efa zatra manao bontolo?
25. rapala ( 26/06/2006 15:57)
marovezo: tena zatra mpanao bontolo mihintsy lery knou... aiza koa hatrany @ fanatanjahantena mbola sesafany resaka politikany ihany. Hamelan'ny fofony daholo izay mety lohahevitra rehetra fa tena may lery kou....tsy hi-contaminé antsika izy é!!!!!!!
26. marozevo ( 26/06/2006 21:14)
Sao dia heverin'i Sareraka ary fa izy irery ihany no manoratra eto eh....
27. prime ( 28/06/2006 07:53)
sareraka, ao ve ianao e?:lol:
28. marozevo ( 28/06/2006 15:35)
Ary sao dia mba lasa any amin'ny Forum wanadoo àry lery teo... Mitovitovy amin'ny fiaingan-dRasareraka manko ny fomba firesaka any.
29. prime ( 29/06/2006 12:16)
tena mba hijery any koa aho izany... par curiosité...
30. marozevo ( 29/06/2006 14:21)
Za koa efa nanao par "curiosité" tany... Tena henjana ny any ry prime ah... Za tsy sahy miverina any intsony fa menatra ny tenako sy ny hajako.
31. kelly13 ( 25/08/2006 18:03)
"2166fmg na 433 ar a ianao miteny io aza e!" inn no dikan'io?
32. Fomena ( 28/08/2006 08:46)
Efa nazavainy indray maka io kelly tary @ lohahevitra tary raha tsy diso aho, mikasika ny vola nividianana 4x4 izy izay dia nozarainy t@ isan'ny malagasy rehetra...
33. prime ( 28/08/2006 12:11)
Merci fomena an... efa ela angaha no tao fa izao vao mipoitra??? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.192