RAVALOMANANA ataovy président à vie !!!!

1. gasypantin ( 22/06/2006 13:39)
Raha izao zava-misy ankehitriny dia tsy hitako izay andaniandry :HERIZO , RAJAKOBA , NY HASINA ,ROLLAND RATSIRAKA,MONJA ROINDEFO... vola sy aina @ propagandy @ 03 desambra ho avy izao. Ny HCC efa voavidy ,tokana ihany no tanjon'ny mpitondra dia ny ho LANY.Raha misy vola ihany tsy aleo ve hanampiana ny mahantra!
Sarin'ady sisa no ho ataon-dRAVALOMANANA fa efa lany no ao an-tsainy .

EFA LANY OLO-MANGA ny gasy ka tsy aleo izy ho eo à vie!ny ambiny rajakom-bazaha mpanaraka ny baiko sy mihinana ny akondro izay tsipazan'ny mpitondra!
répondu par prime le 14/07/2006 10:45
2. vetsoko ( 22/06/2006 14:44)
tsy ho avotra intsony i madagascar raha izany filazanao azy izany;indrindra moa fa raha ho à vie izao fahantrana izao
3. Herimiafina ( 22/06/2006 14:46)
hehehehe:-D
Mitomany amin'ízany ireo be afera fahiny izay lasa very fihinanana, manao alahelonkanina amin-dRa-8, Efa mba io 3 desambra io azany no mba hany fanantenany hiverenana amin'ny fandrombahana ny marché public rehetra amin'ny pmps sy ny FER/FED.:-D
4. caloh ( 22/06/2006 15:32)
ndry mampalahelo mihintsy tsika e! zay tonga eo de samy mamely ampaosy daholo, ny vola azon-dradidy anatin'ny 20 taona nalain-dra8 anatin'ny 4 taona fotsiny . Eny e! satria ny zavatra tsy vitan-dradidyhatramin'izay koa namboarin-dra8 tao anaty ny fotoana foy. Ka rha samy haka ihany aleo mba misy zavatra atao anafenana azy e! toy ny fahadiovana sy fahavitan'ny làlana fa tsy ohatrin'ny t@ andron-dradidy ny vola alaina tsy misy zavatra vita na1 aza.MBOLA HO ELA ISIKA ! na mbola hatrany @ zafiafin'ny zafiafin-tsika aza de tsy ho tafavoaka mihintsy i MADAGASIKARA TANINDRAZANTSIKA
5. Zina ( 22/06/2006 15:49)
tsy ho avotra intsony i madagascar raha izany filazanao azy izany;indrindra moa fa raha ho à vie izao fahantrana izao

ahona no tsy ho avotra.... Mbola ho avy foana ilay masoandro itodika any Dago reeeeeee
aleo aloha izy ho eo fa aza elingelenina.
6. Fiffi ( 22/06/2006 16:03)
Mbola hamiratra ny masoandro fa minoa fotsiny !
7. victime101 ( 22/06/2006 17:11)
raha hendry i RAVALOMANANA sy misy ihany ny vola mba tokony hijery ireo olona 2 izay voa mafy t@ raharaha 2002 i rija kely tao Fianaratsoa izay tapa-tànana dia ilay tapa-tongotra teo @ kianjan'ny 13 mai nipoahan'ny bombe lacrymogéne toa nodiany fanina avy eo!
8. xxx ( 22/06/2006 17:51)
9. victime101 ( 22/06/2006 20:09)
mazàva tsara io raha teny frantsay mantsy dia lazain'ny sasany indray fa tsy mahagàga ny frantsay sns....TSY HITA IHANY IZY ITY E! fa dia aza atao mahagàga raha mahantra lava ny firenena
10. marozevo ( 22/06/2006 22:36)
Tsy mazava izany io eh...
Président à vie hoe e ?!... sao dia heverinareo fa mitovy toe-tsaina amin-dRatsiraka sy amin'i Sophie daholo ary ny olona eh !
11. prime ( 23/06/2006 05:01)
"Eventualité" mety hiseho izany fa tsy dia mitombina aloha hatr@izao satria tsy kôndrana akory ny gasy ka azo fitahina @ "pouvoir absolu" ohatr'izany!!!! :-@
12. marozevo ( 25/06/2006 11:53)
Le president à vie ve sa ilay momba an-dRatsiraka sy Sophie no "eventualité".
13. rabaradaka ( 28/06/2006 10:10)
Dadatoa a, vavan'ny tapaka afera izany ataonao izany gasypantin a, fa mba anontanio ireo mpanao politika ireo hoe tena tia tanindrazana ve ? tsy misy sahy hitsipaka nefa inona no miseho, olona efa 80 taona ve nama mbola hiady seza.
14. prime ( 28/06/2006 12:17)
marozevo> ilay présidence à vie mihitsy no lazaiko kah! ohatry ny système monarchique ihany... dia mivadika "diktat" ho azy eo... mety hiseho daholo izany... tsy misy mahalala... fa ny gasy tsy hanaiky an'izany, asa aloha...:lol:
15. marozevo ( 28/06/2006 15:38)
I Ratsiraka dia nitady izay fomba rehetra hanaovana présidence à vie, fa tsy tafavoaka... nanantena hitovy amin'ireo Afrikana "namany" nanao président à vie izy.

Raha ny "avis"n'ny Malagasy kosa angamba aloha, dia tsy hisy izany "à vie" izany eh. Na ny "AVI" aza tsy hanaiky an'izany.
16. prime ( 29/06/2006 12:23)
:-D:-D:-D hafa kely
17. marozevo ( 29/06/2006 14:22)
hafa ahoana ndray àry!...
18. prime ( 30/06/2006 12:44)
marozevo:
Raha ny "avis"n'ny Malagasy kosa angamba aloha, dia tsy hisy izany "à vie" izany eh. Na ny "AVI" aza tsy hanaiky an'izany.
génial!!!=D
19. marozevo ( 30/06/2006 21:04)
Raha araka ny hevitr'i prime, jeu de mots ve sa mots joués io ?
20. prime ( 04/07/2006 10:50)
génial c'est tout...^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1524