RAVALOMANANA ataovy président à vie !!!!

21. marozevo ( 05/07/2006 21:18)
Aiza kosa eh....
Coup d'enscensoir loatra ndray koo..:o
22. fijo ( 06/07/2006 19:42)
hoavy no betsaka fa tsy ny a vie ka
23. marozevo ( 07/07/2006 14:10)
Roa ihany... ampy izay aloha. Any ambadiky ny fahatelo indray ny manaraka. Amin'izay na hiverina im-polo aza, ka mahatsara zavatra, inona no olana.
24. fijo ( 07/07/2006 19:22)
le maharitra be eo kosa aloha tsy lasa e.na dia nahavita be aza;roa ihany dia ampy ka
25. tsoupou ( 08/07/2006 11:57)
Marina ny anao Gasypantin.
Samy tsisy apoaka daholo izy rehetra fa wa wa wa fotsiny. Resabe foana no atao etsy sy eroa fa na efa nahazo seza (saingy tsy président) aza mbola tsy mahavita n'inon'inona ihany nefa milaza hoe OMEO SEZA IZAHAY HANAOVANAY AZY. Nanatsara anlé sezan-dry leirony fotsiny no vitany angamba, de ny nanao rénovation villa, construction maison de campagne, vacances à l'étranger pour les enfants, bourse non acquise par la force intéllectuelle mais par pression, achat de nouvelleS voitureS pour les proches, ... Be da be fa tsy voalaza eto daholo. Na ny clavier-ko aza mitady hi-coince vao hanoratra anlé izy.
26. prime ( 14/07/2006 10:45)
tsoupou:
Na ny clavier-ko aza mitady hi-coince vao hanoratra anlé izy.
:-D
marozevo:
Any ambadiky ny fahatelo indray ny manaraka. Amin'izay na hiverina im-polo aza, ka mahatsara zavatra, inona no olana.
tena ampy ny vitan'i deba zevo a! ts mila deba faha2 ntsony ny firenena...raha ny hevitro...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075