na dia tsy hita aza tsaroana faona

1. Aino ( 21/06/2006 08:47)
Miarahaba any akamatiana fa rapitsony ny anniversair-ny .:-*:-*
dia miarahaba any hireo namana tsy tapaka sasany ihany koa.:-*:-*
répondu par nyrsi le 22/06/2006 07:57
2. Fanja1 ( 21/06/2006 09:27)
tsy aloha loatra ve androany Aino?
3. Aino ( 21/06/2006 09:30)
fanja fiarabana dia ny mialoha de @ izay tsy hadino
4. Fanja1 ( 21/06/2006 09:43)
ok aza Aino de bon anniv zany njy akamatina.. :-*
5. caloh ( 21/06/2006 10:31)
tsara kosa nge ny mahatsiaro toizay manadino e!!
6. lemenakely ( 21/06/2006 11:01)
raha tsy diso aho aho dia resaka sary no tena nampifanolana azy sy ny mpandrindra ka nahatezitra azy dia lasa tsy hita izy ..
7. arson ( 21/06/2006 11:31)
tsy aleo kosa ve izy miarahaba toy zay adinony!miaraba kanjony fa aza mety tapenambava zany.:-@:-@:-@:-@
8. lapino ( 21/06/2006 11:54)
Tsy efa mba tokony hiverina am'zay ve i Akamatiana e? Efa malahelo dia malahelo mihitsy ny zandriny ato!! Kony moa Aino e? :wink:

Sady ny tsikeran'ny sary izao efa nohatsaraina tanteraka, ...
9. yonikafopl ( 22/06/2006 04:40)
:roll::roll:bonn annif njy zanjy de mba mipotraha kely fotsiny kosa kalou ndry eeee:roll::wink:
10. mamzelkely ( 22/06/2006 06:16)
bon annif akia akamatiana aaa de bizz be aaa :-*:-*
11. nyrsi ( 22/06/2006 07:57)
NY TIANA HONO TSY MAHALANI-TANY E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0908