na dia tsy hita aza tsaroana faona
1. Aino
(
21/06/2006 08:47)
Miarahaba any akamatiana fa rapitsony ny anniversair-ny .:-*:-*
dia miarahaba any hireo namana tsy tapaka sasany ihany koa.:-*:-*
dia miarahaba any hireo namana tsy tapaka sasany ihany koa.:-*:-*
répondu par nyrsi le 22/06/2006 07:57
6. lemenakely
(
21/06/2006 11:01)
raha tsy diso aho aho dia resaka sary no tena nampifanolana azy sy ny mpandrindra ka nahatezitra azy dia lasa tsy hita izy ..
7. arson
(
21/06/2006 11:31)
tsy aleo kosa ve izy miarahaba toy zay adinony!miaraba kanjony fa aza mety tapenambava zany.:-@:-@:-@:-@
8. lapino
(
21/06/2006 11:54)
Tsy efa mba tokony hiverina am'zay ve i Akamatiana e? Efa malahelo dia malahelo mihitsy ny zandriny ato!! Kony moa Aino e? :wink:
Sady ny tsikeran'ny sary izao efa nohatsaraina tanteraka, ...
Sady ny tsikeran'ny sary izao efa nohatsaraina tanteraka, ...
9. yonikafopl
(
22/06/2006 04:40)
:roll::roll:bonn annif njy zanjy de mba mipotraha kely fotsiny kosa kalou ndry eeee:roll::wink:
