boky
1. MTN
(
20/06/2006 10:13)
Fa maninona kay ny vehivavy no mahay mamaky boky noho ny lehilahy eh?
Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy?
nefa ny maha-samy hafa ny lhl sy y vhv ve tsy reny hormone sy ny tariny ireny ihany, izay atahorako tsy hisy ifandraisany mihitsy.

répondu par Fiffi le 22/06/2006 11:31
2. rapala
(
20/06/2006 10:33)
MTN: tsotra ny valiny ny vhvy avy any @ Venus fa ny lhly avy any @ Mars (planeta) :-D:-D:-D
Na ny lhly kou nge misy hormones é!
Na ny lhly kou nge misy hormones é!
3. Fiffi
(
20/06/2006 10:37)
MTN:hihihihi satria ny vehivavy mahaliana azy daholo angamba ny zavatra miseho na te-hahalala bb kokoa na tia mampitatra saina , tsy midika akory zany hoe ny lhl tsy mampitatra saina an! fa sady mazoto no tia manara-damaody no "toujours à l'affût" angamba no filaza azy ny zavatra vao2 eh!
Fa maninona kay ny vehivavy no mahay mamaky boky noho ny lehilahy eh?
Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy?
nefa ny maha-samy hafa ny lhl sy y vhv ve tsy reny hormone sy ny tariny ireny ihany, izay atahorako tsy hisy ifandraisany mihitsy.
Fa tsy azoko indray hoe ny lhl mahay mamaky endrik'olona ?
5. Ragadona
(
20/06/2006 11:56)
Toa tsy voaporofo ny hoe mampahay mamaky boky kokoa ny vehv noho ny lhl, toa ny mifanohitra amin io aza no mibahan toerana eo amin ny fiaraha monina saingy tsy te handratra ny vhv ny fiaraha monina ka hasohasoina hoe ny vhv no toy izao sy toy izao. Tsy amin ny famakiana boky ihany io fa amin ny zavatra maro isan karazany. Ny lhl mantsy na halentika ao anatin ny fisainan ny fiaraha monina hoe tsy .... dia tsy manova ny fiainany iny fa hoan ny vhv kosa tonga dia ratra be ho azy ... aide psycho hoan ny vhv daholo ireny
7. naughtyboy
(
20/06/2006 12:42)
maro2 ihany no vakiny lhl ankoatrany endrik'olona raha ny fantatro nefa reto misy ohatra kely2 : mamaky saina mitady vahaolana hahatsara zvt lalandava,mamaky vava ny sasany refa katry2 iny tsy mahazaka toaka( mety vavana lhl na vhv..zay samihafa )
8. Fiffi
(
20/06/2006 14:20)
MTN:MTN: azonao hazavaina kely ve io fa tena tsy azoko mihintsy hoe inona no tianao lazaina @ io ?:roll:
Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy?
11. MTN
(
20/06/2006 17:28)
an an an. Hoe raha misy olona tezitra fa tsy miteny na hoe faly, na tara na ... izay fihetseham-po any anaty tsy ambara any dia ny lehilahy ny mora mahakobo azy.
Ragadona: tsy misy porofo ilay izy fa statistika, ka izay mihitsy no antony anontaniako, sao dia misy porofo any ho any.
jante_lisse: ;-)
Ragadona: tsy misy porofo ilay izy fa statistika, ka izay mihitsy no antony anontaniako, sao dia misy porofo any ho any.
jante_lisse: ;-)
12. Fiffi
(
20/06/2006 18:08)
MTN: zany ve ? hummm ! mety mbola tsy nahita zany enao le vhv vao misy fihetsika kely na fihovan'ny hendrikin'ny lhl tonga de kopy le vhv , heu...tena attentionné be zany an!
15. Ragadona
(
20/06/2006 18:41)
O ry Fiffi a, nareo vhv ve no maranitra dia zahay lhl no mandratra ?
19. soanja
(
21/06/2006 00:14)
O lahy e, Samy mahay an'io aby na vehivavy na lehilahy. Fa arakaraka ny toetra sy ny saina no mahasamihafa azy aby.
20. kally
(
21/06/2006 00:35)
Fanontaniana kidaladala : fa ilay boky novakiann'y vehivavy ve lehilahy sa vehivavy no tena mpanoratra azy?:roll: