boky

21. Fiffi ( 21/06/2006 06:51)
Kally: mety hisy fihovana @ famakiana nga io ?
22. Ragadona ( 21/06/2006 09:13)
kally, lhl amin ny ankapobeny
23. MTN ( 21/06/2006 10:27)
za lo tsy mpamaky boky izany mihitsy eh, nefa ny ranabavy miondana. Dia gaga mihitsy aho hoe, raha misy olona lasa vinany ve any dia nanoratra boky dia ndeha hovakiako iny? Ny serasera mba olona b d b d tsy koah fa raha hamaky boky mihoatra ny 100 page kosa tsy poins.
24. Fiffi ( 21/06/2006 14:46)
zah aloha tena mamaky an! saingy....heu.. sy haritro foana ny nihafarany de ..hihihihi
25. kally ( 22/06/2006 05:10)
Fiffi:

Kally: mety hisy fihovana @ famakiana nga io ?



Tsy mampiova ny famakiana fa misy ifandraisany amin'ny fanontaniana.Indraindray mantsy toa miseho milay be ny vehivavy hoe isika no tena mpamaky boky, nefa ny lehilahy koa no tena mpanoratra.
Fehiny: Mifameno foana ny vavy sy lahy fa tsy misy ambony kokoa noho ny iray izany.
26. Fiffi ( 22/06/2006 11:31)
tsy nataotao foana zany ny fitovian-zo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2472