mba fanotaniana kely
1. rurik
(
19/06/2006 05:57)
tena manafisaka kibo tokoa ve ry reto raha avy miteraka dia manao bandy?
répondu par rurik le 01/07/2006 14:05
2. sipagasy
(
19/06/2006 06:11)
mba nanao ihany aho fa eee tsy nety e! hihih mila manao ilay any @ kine ihany kosa aloha rehefa tonga ny fotoana maha mety izany e!
3. Fiffi
(
19/06/2006 06:20)
rurik:heu...nga mbola misy an'io foana ? Nefa toa hoe tsy mahatsara ny fahasalamana ny fanaovana io bandy io satria manakana ny fandehan'ny lalandrà .Nefa asa moa an! Zah aloha tsy mino an'io . Rehefa avy teraka manko de misy scéance hatao any @ kiné de io no maha afaka an'le kibo raha misy. Satria misy ny vhv tsy mba tafajanona zany ny kibo rehefa avy niteraka.
tena manafisaka kibo tokoa ve ry reto raha avy miteraka dia manao bandy?
4. mamybe
(
19/06/2006 06:23)
Misy lafi-tsarany sy lafi-ratsiny io.
Raha ara-pahasalamana dia tsy tokony hatao ny bady raha tsy fotoana elaela aorian'ny hahaterahana satria aleo hiverina haka ny toerany ny uterus aloha vao gejaina satria mety hiteraka an'ilay prolapsus utérin any aoriana
Le prolapsus est l'effondrement de tout ou partie des éléments de soutien de l'appareil génital.
Par contre kosa, nahita olona aho nanao bande fa tena tsy nisy kibo mihitsy izy avy eo. Tsy mbola fantatra anefa izay mety ho vokany aoriana.
Ary raha abdomino no atao e?

5. miantra
(
19/06/2006 06:55)
Zaho aloha nanandrana nanao bandy fa tsy
teo ny ho eo fa une semaine tao aorianan'ny niterahana fa tsy hitako loatra ny efficacité.
Ny tany @ kiné no nanampy kokoa aza!!
teo ny ho eo fa une semaine tao aorianan'ny niterahana fa tsy hitako loatra ny efficacité.
Ny tany @ kiné no nanampy kokoa aza!!
6. sakaizakely
(
19/06/2006 07:25)
:-D:-D
ny kibo dia misy muscles isankarazany : le transverse, les obliques, les grands droits ka ireo muscles ireo mila stimuler-na tsirairay @ fanaovana sport raha tiana hiverina @ laoniny. Noho izany dia tsy misy fiantraikany mihintsy ny gaine satria tsisy effet-ny @ muscles fa kisendrasendra fotsiny io matoa lasa fisa-kibo ilay olona.
Io sport io anefa dia miandry fotoana kelikely 2-3 volana eo vao afaka manao (afatsy ho an'ny sportives de haut niveau), ary rehefa mahavita ny séances de reéducation du périnée.

7. pika
(
19/06/2006 10:10)
misy koa efa arakarakin'ny vahan'ilay olona misy tsy manao izany nefa dia tonga dia miverina norimaly ny kibony
fa ny tsara dia andraso kely araka ny tenin'ny namana etsy ambony dia manaova sport ..... fa mety tsara
fa conseiln'ny dokotera @ zao fotoana izao aloha dia tsy dia tsara intsony hono ny manao bandy indrindra raha gejaina mafy

8. rurik
(
19/06/2006 10:34)
za ko aloha tsy nanao io taloha fa namkany @ kine dia nety, fa lasa fotsiny saiko we sao mba tokony hatao . fa dia misaotra anareo izay namaly efa mba hita izay tokony hatao.
9. Herimiafina
(
19/06/2006 13:23)
rurik:
tena manafisaka kibo tokoa ve ry reto raha avy miteraka dia manao bandy?
Raha manao ireny bandy ireny ka tsy mahavatra na manadino dia toa vao maika manabe kibo avy eo.
12. laly
(
19/06/2006 13:53)
za aloha nanao bande fa tsy nety nihena ny kiboko sao mba manaan hevitra hafa ianareo fa za tsy nomen'ny gynéco ko kiné ntsony fa efa zaza faha 3 hono ka aleo @ zao nefa dia ohatrany mbola bevohoka aho zao be kibo be e ha ha ha
13. tisera
(
19/06/2006 16:10)
abdo hono no tena mety fa tsy haiko hoe afaka firy volana aorian'ny naterahana no afaka mikatroka .... fa dia ezaka be . Ilay bandy aloha tena tsy avelan'ny dr raha vao hitany an ! Izaho nofenjain'ny mamako t@ lamba soga efa voa -omana tsara ery dia hoy i dr hoe avelao any io , moa izaho rahateo ohatry ny naheno teritery izany dia taille38 lasa taille 40/42 mihitsy aza @ zavatra sasany .
14. rurik
(
20/06/2006 11:19)
za nanao le abdo fa tena mafy an, fa ny kibo aloha tsy niova fa tahakan'ny taloha e , teo @ 3 volana nahaterahana teo angamba no nanao le izy aho ,raha aty ampita dia ny dokotera no manome ny taratasy andianana any rehefa fotoana tokony hanaovana azy ka.
15. Fiffi
(
20/06/2006 11:50)
fa harahana akia io izay lazain'ny kiné an! de hatao mora52 aloha de heu...hampitombona tsikelikely fa sy tonga de hatao bdb.
16. rurik
(
22/06/2006 07:07)
ie atao fa mazana be za tsy mba manao an'io na ny miakatra ny tohatra aza manahirana avy eo :-D:-D:-D:-D izany mikohaka zany mo tsy lazaina tsony.
17. Fiffi
(
25/06/2006 15:22)
rurik: fa aza forcena akia fa mnajary leo be indray ndry avy eo an! fa hitandry ? rehefa mba mandrimandry iny ndry de hatombohy mora2 le izy , de hampitombohy tsikelikely fotsiny.:):-*:-*:-*
19. hantajoasy
(
30/06/2006 08:34)
ny ahy zao telo ny zanako fa misaotra an'Atra za fa tsisy kibo zany asa mety karazana koa angamba izy io ko !
20. rurik
(
01/07/2006 14:05)
izany ve , za aloha 1 fa izao ny faharoa .
fa le voalohany tsy misy kibo fa asa amity faharoa ty.
fa le voalohany tsy misy kibo fa asa amity faharoa ty.