bagdad
1. Aino
(
18/06/2006 17:52)
hatraminy izao hoa mbola tsy haiko faona hoe inn no tena dikany le sipa bagdad fa matetika mande eto faona io resaka io nefa hatraminy izao mbola tsy haiko ihany hoe inn no tena dikany:/
répondu par Aino le 21/06/2006 08:41
8. colar
(
19/06/2006 07:08)
za zao bagdad ra zany kty,satria za tsy otran io ntsony zao fa efa matavin pasta,hahahahahah,milay kosa le mot bagdad an,mbo omeo ny listra bagdad rey ol zay manana a,hihihihihih
10. LazaRandri
(
19/06/2006 09:37)
Tsetsatsetsa tsy aritra kely:
Bagdad: anaran-toerana iray fitrandrahana harena an-kibon'ny tany any Etazonia
Baghdad: anaran-tany any Babylona
Bagdad: anaran-toerana iray fitrandrahana harena an-kibon'ny tany any Etazonia
Baghdad: anaran-tany any Babylona
12. LazaRandri
(
19/06/2006 10:07)
ilay "lisitra" ve no resahinao sa ilay toerana anyEtazonia? Raha ilay toerana dia http://www.phelpsdodge.com/AboutUs/WorldwideLocations/LocationDetails/USA_Arizona_Bagdad.htm :)
13. Aino
(
20/06/2006 17:15)
le toherana efa fatatro fa le hoe mametraka sary tsy any tena no tsy haiko!!
hay va re ka le mametaka sary sandoka ny dikany iny.
hay va re ka le mametaka sary sandoka ny dikany iny.
14. fasaly
(
21/06/2006 04:04)
fanaina a! raha tadidinjy nisy bandy nanao akanjo na miaramila nanao hoe avy niady tany bagdad izy de raikitra anzay bagdad zay dooly zay sary rehetra nampidiriny tao e!:wink: de farany zay sary sandoka de lasa bagdad dooly!:wink:
15. Aino
(
21/06/2006 08:41)
fasaly hay ve anky izany no nahatonga anio resaka io, tao hitako faona manko teo aloha fa tena tsy azoko mihintsy hoe inn no dikany ilay izy.