Misy gasy ve mipetraka any Australie?
1. cutecaramel
(
18/06/2006 09:21)
mamaky an`ireo forum sy post eto ahy sy any amin`y tonga-soa, fat aotrany Eoropa sy Canada daholo no be gasy mandeha...mba misy gasy maro ve mipetraka any Aostralie any?
répondu par LazaDaddy le 10/07/2006 05:06
6. LazaRandri
(
18/06/2006 12:01)
any Malaisie no fantatro misy Gasy. hahaha!
xxx> fangah tsy any France no misy an'izany Eurosydney zany?
xxx> fangah tsy any France no misy an'izany Eurosydney zany?
8. LazaRandri
(
18/06/2006 12:14)
hay ve e! dia aiza ho aiza ao paris io ry Fiffi? Sao kosa dia tsy Paris fa mivoaka kely e?:wink:
9. Fiffi
(
18/06/2006 13:28)
30 km à l'est de Paris,
à Marne-la-Vallée. http://www.parisparis.com/fr/disney/
à Marne-la-Vallée. http://www.parisparis.com/fr/disney/
10. Fiffi
(
18/06/2006 13:30)
LazaRandri: mandray RER ao gare de lyon aloha no tena mety indrindra an! heu...raha tsy andeha fiara moa zany an!
11. LazaRandri
(
19/06/2006 01:33)
Fanja1:any Brunei, hahahahaha! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
aiza ny tany tssy gasy @ izao fotoana zao..
12. LazaRandri
(
19/06/2006 01:36)
Fiffi> misaotra anao fa kay ve ao Marne la Vallée izy io e. Mba hitsangatsangana any miaraka amin'ny ankizy indray andro any...hahaha!
13. Fiffi
(
19/06/2006 04:31)
LazaRandri: sady ho hafapo tsara mihintsy ny ankizy fa manja ange ao an! heu...ny lehibe koh moa zany an! :)
16. mivondrona
(
19/06/2006 08:01)
Manakory e misy gasy fa saingy vitsy, tsy haiko na be bibilava mahafaty any na tsy tia vahiny ny olona any ka vitsy gasy na ny gasy no efa zatra reny malala
17. LazaRandri
(
19/06/2006 08:07)
Fiffi:ie misaotra fa dia andeha weekend izany @ 30 Juin alina e! Saingy mety RN hafa no raisina fa tsy Eurodisney! hahaha
ie ! fa afaka raisina koh ny RN kah!
20. cutie
(
20/06/2006 00:07)
hay ve Zina any Australie e
Mahafantatra an'ny groupe midnight oil ve njy?
Mahafantatra an'ny groupe midnight oil ve njy?