Bank Mondial est ses conditions

1. andria ( 16/06/2006 13:58)
ny mahagaga dia ny condition volohany angatahiny bank mondial ny démocratie nefa ny any tena mampiatra ny démocratie dia ny mpianatra eto ankatso.nefa dia tsy tohanana mintsy ny fampianarana, ny grevy nefa efa fampisehoana an'izy io fifidianana president association defa izy koa ka aiza ary izany ny hoe zay laziko tanteraho?manana fahaleovantena tokoa ve ny malagasy? andao higrevy fa izao no fotoana fangatahana
bourse alohan'ny fifidianana @ zay tsy maintsy mahazo
toa ny medecine. andao e!e!e!e!e!e!e!e!e!e!e
répondu par prime le 23/06/2006 05:39
2. sareraka ( 16/06/2006 14:07)
2.500.000/gasy izao no trosa tsy maintsy hefain'ny gasy
na antitra andrasana hiàla aina na zaza vao teraka androany maraina
ny tompom-bola tsy te hahalàla refa trosa dia trosa ry malala
gasy daholo na ny adàla
na laninareo t@ fahamarinana
na laninareo t@ fahamasinana
na laninareo t@ MBS
na laninareo t@ MAGRO
na laninareo t@ SARAH
na laninareo t@ JOSOAH
na laninareo t@ FJKM
....
tsy te hahalàla ny tompom-bola!
3. Fiffi ( 16/06/2006 14:12)
ka inona no maharatsy azy raha lany t@ fahamarinana ?
4. sareraka ( 16/06/2006 14:18)
dia na ianao io aza tsy maintsy mandoa 2.500.000fmg trosa izay tsy nohaninao fa naodin'i ra8 hamenoany paosy .Ankolaka no fomba fandoavana fa tsy direct ny inflation sy ny déléstage aloha dia efa solution 1 nanaovany anareo teo koa ny dévaluations
5. Fiffi ( 16/06/2006 14:41)
alefaso ary aloha ny porofo
6. Zina ( 16/06/2006 15:53)
Bank Mondial est ses conditions

miala tsiny fa tena simba mihitsy ny masoko mahita an'ity...
Banque Mondiale et ses conditions
7. marozevo ( 16/06/2006 20:02)
Misy ifandraisany ve ny conditionnalitén'ny Banque Mondiale sy ny grevy eny Ankatso ?
8. kally ( 17/06/2006 07:08)
sareraka:

dia na ianao io aza tsy maintsy mandoa 2.500.000fmg trosa izay tsy nohaninao fa naodin'i ra8 hamenoany paosy .



Ary ny trosa taloha nandritry ny firy amby roapolo taona angaha efa voaloa sa miaraka amin'io ihany?:roll:
9. marozevo ( 17/06/2006 12:28)
Ary angaha adinon'i Sareraka ilay ezaka fanafoanana trosa iny... Firy taona Ratsiraka no teo, nefa zara raha nahafoana 50% amin'ny trosa tamiin'i France fotsiny.
10. Fiffi ( 17/06/2006 12:31)
an3 kah! raha le ena sareraka io tsy nanadino an'izany akory izy!
11. marozevo ( 17/06/2006 12:41)
Midika izany fa tsy tena sareraka io.... Loza !..
12. diamondra27 ( 17/06/2006 21:54)
marozevo: izany ange ho'aho e!
tsy mba hita le fanavaozana virta fa de mahantra mahantra foana ny ao antsaina
13. rabaradaka ( 18/06/2006 05:51)
Fomba fijerin-dRabaradaka ity : ny banky mondialy dia fitaovana toy ny banky rehetra mampitrosa 1 Euro izy dia mamerina 12 Euro isika afaka taona maro. Banky io ry dadatoa dia izay a, tsy hampandroso antsika mihitsy ny tanjony fa ny hampitrosa hatrny. Mba e ange zany e !
Zokinao rabaradaka
14. Fiffi ( 18/06/2006 06:18)
ka zay no maha-banky azy.
15. marozevo ( 18/06/2006 22:37)
Fa misy droit'ny mpikambana kosa ka !
16. patrick2002 ( 19/06/2006 01:55)
Tsy hitako aloha izay andraisana an'ilay adi-hevitra ny loha-teny banque mondiale et ses conditions nefa ny fanazavana grevin'ny mpianatra eny ankatso, ka ny ahy raha ny hevitro momba ny greve-ny mpianatra eny ankatso dia tokony efa haverina t@ politika taloha ny fampianarana eny @ enseignement superieure ,izany hoe privilege fa tsy droit ny fampianarana ambony,fa manjary mamoaka intellectuelle manana connaissance fa tsy manana competence ny malagasy.
Ny momba ny condition ny banque mondial indray dia momba anio trosa be tenenin'ny sareraka io mihintsy no mahatonga ny banque mondial hametraka ny condition-ny.
17. Fiffi ( 19/06/2006 04:52)
marozevo: misy droit ! ekena zany fa @ maha-banky azy aloha de bizna hiany no tena tanjony sa diso zah ?
18. arson ( 20/06/2006 05:13)
hita oa tsy hitako mitsy ze ifandraisan'ny bm sy ny greviny mpianatra.Raha amiko alo de avelao igrevy any ny mpianatra ankatso fa fatiantoka ho azy ihany io.Maninona raha mankany @ libre refa tsy zaka eny e!fa hitady VOLA ALOA NO ATAO ENY ANKATSO SA HIANATRA E?IO NO MBA MAHAVARINA MITSY.
19. prime ( 20/06/2006 12:25)
hoy patrick2002:
Tsy hitako aloha izay andraisana an'ilay adi-hevitra ny loha-teny banque mondiale et ses conditions nefa ny fanazavana grevin'ny mpianatra eny ankatso, ka ny ahy raha ny hevitro momba ny greve-ny mpianatra eny ankatso dia tokony efa haverina t@ politika taloha ny fampianarana eny @ enseignement superieure ,izany hoe privilege fa tsy droit ny fampianarana ambony,fa manjary mamoaka intellectuelle manana connaissance fa tsy manana competence ny malagasy.
Ny momba ny condition ny banque mondial indray dia momba anio trosa be tenenin'ny sareraka io mihintsy no mahatonga ny banque mondial hametraka ny condition-ny.
hoy arson:
fa hitady VOLA ALOA NO ATAO ENY ANKATSO SA HIANATRA E?IO NO MBA MAHAVARINA MITSY.

Tena marina izany!
20. fijo ( 21/06/2006 20:44)
le grevy lava ity ry zareo mpianatra ,mba diniho ,fa nareo ihany anie no hizaka azy ao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711