Mila dinihina akaiky tokoa ry zareo ilay resaka greve lava ah... Tsy izany koa manko fa ny greve voalohany natao teny tena nahomby (1972), dia tena nahomby, na dia nisy maty maro aza. Dia ohatran'ny hoe alaim-panahy haneho io hery io hatrany ny mpianatra eny, nefa ny tantara efa miova. Io indrindra no tsy mba nitiavako nianatra teny Ankatso fa naleoko nanao libre na voarara aza izany tamin'ny 1983 - 1985 ireny.
andria: any tena mampiatra ny démocratie dia ny mpianatra eto ankatso.
O lehiretsy a! sao dia efa lany andro tokoa ny fahalalàko mikasika ny demôkrasia fa tsy fanaovana grevy anie ny dikan'izany e!!! mba mila fanazavàna @ andria....