NIDITRA AN-TSOKOSOKO TETO MADAGASIKARA NY FRANTSAY ...

1. 4mimananelatra ( 16/06/2006 11:22)
Niditra an-tsokosoko teto MADAGASIKARA ny frantsay t@ 1896 ary nanjanaka hatramin'ny 1960.
Nefa izao mbà te hiditra an-tsokosoko ny malagasy any FRANTSA izao ,tsy avelandry zareo fa ampodiany daholo izay klandy tsy mila an'i AFRIKA ry zareo hono e!
RAHARAHA IHANY IZY ITY !....
répondu par toovs le 26/06/2006 10:39
2. Fiffi ( 16/06/2006 11:53)
1896 - 2006 misy hitovizany ve aloha ilay fitsokotsokohana hidirana ? ny iray fanjanahan-tany ny iray ....inona aminao ?
3. Fiffi ( 16/06/2006 11:58)
de jereo koa ange raha mbola hanao an'izany ry zareo raha hanaiky an'izany isika Malagasy eh!
4. Fanja1 ( 16/06/2006 12:01)
Tssy ifandraisany mihintsy zany... t@ izany fotoana zany tsy bdb otr'izao kou ny mponina !
5. Fiffi ( 16/06/2006 12:38)
Fanja: justement ! :-*:-*:-*
6. Fanja1 ( 16/06/2006 13:20)
Fiffi :-*:-*:-*:-*:-*
7. zakilinina ( 17/06/2006 12:11)
Tena misy ifandraisany tokoa ny 1896 sy 2006 ry Fanja1 sy Fiffi :
Raha tsy nisy ny 1896 dia tsy ho maro toy izao ireo Malagasy mila sy te hila ravinahitra any Lafrantsa.
Diniho tsara ny tantara sy ny vaovao ankehitriny.
8. Fanja1 ( 17/06/2006 13:27)
tsika aza efa niady hiala @ la frantsa kou :-)
9. miangola ( 17/06/2006 22:02)
hiady hiala @ lafrantsa indry kou inn no hataondry aty frantsa fa tsy ande mody?
10. arson ( 19/06/2006 11:42)
ka mba mitady ravinahitra anie e!refa hita indray mo ze tadiavina inona fa tsy aleo mody manaso ny t/zana.Ny fanompona be ny frantsy ane tsy de atao fa refa azo ze tadiavina de mba mahay mipitsika e!
Sasany kosa @ zao fotoana izao mitady hanao kidona any lafrantsa fotsiny ko aiza no tsy ho vodaka!hahaha hiii,iomehezako malakilaky.TE HO VAZAHA MAINTY KIBO E!
:-D:-D:-D:-D
11. Bonz ( 22/06/2006 07:41)
12. toovs ( 22/06/2006 08:30)
Fiffi:

1896 - 2006 misy hitovizany ve aloha ilay fitsokotsokohana hidirana ? ny iray fanjanahan-tany ny iray ....inona aminao ?


inona aloha le hoe fitsokotsokohana fa tsy azoko. sao de fitsofotsofohana no tianao holazaina. raha fitsofotsofohana manko no tianao holazaina de hoy aho hoe tsy mitovy satria ny nataon'ny frantsay tany afika de fibodoana tanin'olona tsotra izao niaraka tamin'ny tafondro sy basy; ny ataon'ny afrikana indray de tsy misy herisetra fa mba mipetraka ao france fotsiny.
13. toovs ( 22/06/2006 08:34)
Fiffi:

de jereo koa ange raha mbola hanao an'izany ry zareo raha hanaiky an'izany isika Malagasy eh!


de tadiavinao hanao 2 sy 0 amintsika izany ny frantsay!! enao angaha adala a!! fotoana tokony hanonerana ny fibodoana nataon'ny frantsay tamin'ny afrikana izao. nanao colonisation izy tsisy fierana ary ny fanjanahan-tany no nahatafita ny économie andry zareo hatrizay. Nahazo matière première sy main d'oeuvre à trop bon prix ry zareo tamin'izany de lasa nandroso be . ka izao vao hoe hoy aho e hoy.
14. toovs ( 22/06/2006 08:37)
Fanja1:

tsika aza efa niady hiala @ la frantsa kou :-)


ka neritreretinao fa tafala tokoa ve e. mba nahalala tantara ve enao sa sady tsy nianatra tamin'ny sekoly gasy no tsy mamaky tantara malagasy ary tsy mandinika ny zava-nisy hatrizay koa e

15. toovs ( 22/06/2006 08:40)
Fanja1:

Tssy ifandraisany mihintsy zany... t@ izany fotoana zany tsy bdb otr'izao kou ny mponina !



ka raha bedebe ny mponiona am zao de maninona. ny mahabetsaka ny mponina ary no mampihodina malaky ny économie.
De izao koa anefa, raha be ve ny afrikana aty france de mampanao travaux forcés an'ny frantsay mba hampandrosoana an'i Afrika.
16. caloh ( 22/06/2006 08:45)
4mimananelatra:

Niditra an-tsokosoko teto MADAGASIKARA ny frantsay t@ 1896 ary nanjanaka hatramin'ny 1960.
Nefa izao mbà te hiditra an-tsokosoko ny malagasy any FRANTSA izao ,tsy avelandry zareo fa ampodiany daholo izay klandy tsy mila an'i AFRIKA ry zareo hono e!
RAHARAHA IHANY IZY ITY !....


tena marina mihintsy ny nolazainao ranamana , ndray andro izaho nanamboatra zavatra tao @ AMBASSADE gasy taty france io a! nipetraka teo @ salle d'attente aho satria mbola miandry,zavatra 2 no hitako tao ary tena mampalahelo mihintsy, nisy vazaha angataka visa ho akany dago de nanontany le piasa tao hoe inona no anao , HAKA VISA fa hoany dago DE ZAO NO NAVALIN'ILAY madame piasa tao hoe fa mila 1 volana , 2 volana sa herin-taona ianao . Kay hoa ,ny faharoa de vazaha 1 nanontany mety hafiriana raha manao nationalitè gasy de mbola novaliny ihany koa hoe 1volana de vita . Ka tena mampalahelo ny miheritreritra izny saria ny any dago zany dia tena baranahiny loatra ka hoy aho aminai hoe manampy ny tenin-dranamana etsy ambony hoe ( mba mikarakara nge ianao ttasy aty de ho hitanao hoe ohatrin'ny inona e ?) TSETSATSETSA tsy haritra iny ary teny atsipy ao ampon'ny mahalala ka ao anaty mieritreritra .
17. rabaradaka ( 25/06/2006 03:56)
Dadatoa a, tsy tantin'ireo namako mpiserasera ity teniko ity nefa averiko ihany : efa nampandoalehany ny malagasy ary mbola ataoy mahita faisana, dia mbola hilelaka ny faladiany ihany ve ?
Dia ity koa ny iray : hanompo ihany ve tsy aleoko manompo ny mpiray tanindrazana amiko ? Sa ilay botom-bazaha mihitsy no tian'ny Gasy ( teraka alakaosy ireo gasy ireo) any ...
18. Fanja1 ( 25/06/2006 06:46)
Dia ity koa ny iray : hanompo ihany ve tsy aleoko manompo ny mpiray tanindrazana amiko ? Sa ilay botom-bazaha mihitsy no tian'ny Gasy ( teraka alakaosy ireo gasy ireo) any ...

inn kay aminao io zany we "BOTO" ry rabaradaka? hanompo??????? tssy tompoina afa tsy Atra
19. Fiffi ( 25/06/2006 12:37)
toovs:
de tadiavinao hanao 2 sy 0 amintsika izany ny frantsay!! enao angaha adala a!!
toovs: wadrayyy kosa eh! zah nga niteny an'io ? Niteny aho hoe nga raha hanao an'izany ireo frantsay hanaiky an'izany ve isika Malagasy ?


20. toovs ( 26/06/2006 10:39)
Fiffi:

toovs:
de tadiavinao hanao 2 sy 0 amintsika izany ny frantsay!! enao angaha adala a!!
toovs: wadrayyy kosa eh! zah nga niteny an'io ? Niteny aho hoe nga raha hanao an'izany ireo frantsay hanaiky an'izany ve isika Malagasy ?




tsy haiko ndray ary fa ny frantsay aloha de be ny tsy reglo any madagasikara e. nefa isika tsy manao politika mametra frantsay ho tonga any amintsika

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.696