Chorale aleloia anosisoa

1. xxx ( 14/06/2006 12:09)
Misy olona tiako ao aminareo ao ho'aho fa na ny anarany aza tsy fantatro e ! Angaha tsy lalina.
répondu par sarobidy le 24/07/2006 10:06
2. Fiffi ( 14/06/2006 12:23)
ka maninona raha hanontaniana azy avy hatrany eh ?
3. Fiffi ( 14/06/2006 12:24)
na koa hoe mba miresaka @ ireo mpihira ohatra de hanontaniana aminy ? Tandremo fotsiny sao de efa olona efa manana ny tiany na efa manambady...
4. xxx ( 14/06/2006 12:30)
ka ny loza anie fiffi dia izaho tsy afaka mahita an-dry zareo e, efa noteneniko ihany ny namako hoe anontanio hoe raha ohatra izy manambady na tsia. raha manambady kosa aloha izy dia avelako fa izaho zaza hendry koa ! Gravy be !
5. Fiffi ( 14/06/2006 13:10)
xxx: fa tsy afaka mahita azy ahoana ? sa io chorale io any dago nefa i xxx aty ivelany ?
6. xxx ( 14/06/2006 14:10)
izay mihitsy ilay problema ry fiffi fa azonao tsara ! izay anie no mahagravy azy e !
7. Fiffi ( 14/06/2006 14:15)
xxx: nga tsy manana site io chorale io ? raha mba manana manko ry zareo de mba misy azo hafitsoka hiany.
8. xxx ( 14/06/2006 18:13)
efa nitady aho fa tsy manana ry zareo e nefa misy ankizy mampiditra hirandry zareo aloha ato ka izany no nametrahako an'ito sao dia mba
9. Fiffi ( 14/06/2006 18:33)
mampalahelo ahy enao fa tena tsy hitako zay hatao. Sady tsy mahafantatra an'io chorale io zah no nijery net hiany zao mba....fa aleo aloha sao mba misy namana mahafantatra de mba hamaly eto. Fa mbola hanohy hitady hiany aloha zah an! :)
10. xxx ( 14/06/2006 19:04)
merci fiffi surtout raha misy sary dia atoroko ito ilay olona hihihi mampihomehy mampalahelo o ! ntsô ty zah e !
11. Fiffi ( 14/06/2006 19:17)
ndryyyyy :-*:-*:-*
12. xxx ( 14/06/2006 19:48)
merci fiffi
13. xxx ( 14/06/2006 20:06)
tu sais qui est tôta fiffi ? io no nampiditra ny mombamomba ny aleloia tato sao dia
14. Fiffi ( 15/06/2006 05:31)
xxx: tena tsy fantatro indray le tôta io an! nijery site hiany aho fa tena tsy nahita . Fa raha vao misy okazy hiresahaka @ fianakaviana any dago de hanontaniako an! :)
15. xxx ( 15/06/2006 12:14)
merci
16. Fiffi ( 15/06/2006 16:25)
17. sarobidy ( 06/07/2006 05:47)
so d mba zà ary zany fa chorale ko hihihihi =))
18. xxx ( 07/07/2006 19:59)
tena sérieux ve enao io sa mananihany ?
19. sarobidy ( 24/07/2006 10:06)
tss :-@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2166