filokana
1. Dezy
(
13/06/2006 11:30)
Nisy vhv efa nahazo azo taona ihany niditra tao @ banky,nanotany .
Aiza ny DG nareo??
Efa nahazo randaka ve ianao tompoko??
Tsy nahazo za fa zavatra important be no resahako azy.
De lasa niantso ny DG lay teo @ fandraisana
-DG:Mandroso enao ary ,de inn zany zavatra zany tompoko??
-vhv:hanokatra kaonty ato za fa nahazo vola be
-DG:otr'inn zany??
vhv;100.000.000
-DG:fa ahona no nazahonao reo vola be reo ?
-vhv:mba milokaloka eny éé
-DG:loka inn zany ramatoa ty fa tena tsara andramana
-vhv:loka tsotra bé,ohatra za zao miloka @nao fa ny voniny ny anao io dia carrés
-DG:tena marina ve? de sa miloka otrinona @ zany enao??
-vhv:500.000
-DG:tena marina?? raikitra zany
-vhv:Fa izao za tsy maintsy mitondra ny avocat ko fa sao enao de manda avy eo,ka rampitso maraina @ 10ora zay tonga eo.
Tsy natory DG ny alina fa nijery fitaratra sy nitsapa fona wé :tena boribory ny ato éé
Ny maraina tonga lay vhv sy ny avocat ny ary t@10ora.
-vhv:ka eo @ zay aza fa io ny avocat hanamarina azy é,de esory ny pataloanao,ary azo tsapaina ngamba fa ra tsy zany tsy fantatra
-DG:eny é azonao ato zany fa vola be zany ve de tsy hotsapainao akory.Notsapain'ilay vhv ny zavtry DG,
-DG:fa man'inn ny avocat anao no manakapoka ny lohany @rindrina??
-vhv:ka niloka zay 10.500.000 fa @ 10 ora tsy maintsy loloviko ny fika be ny DG ny banky etsy Antaninarenina
(lava fa zafady ééé)

répondu par mandrindra le 22/06/2006 08:22
8. mandrindra
(
14/06/2006 10:58)
=))=))=))=))=))
inay any aho le DG e, sady misy mpilalao vôniny ,no mahazo 500.000

11. totofy
(
15/06/2006 06:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
Fa inn kay ny lalao ataon' i Mandrindra sy sasa, ary
fa inn kay zany milalao vôniny zany PING PONG ve?

14. Herimiafina
(
15/06/2006 21:12)
Nahavoa ihany kou izany DG fa nahazo 500.000Fmg klé. hehehehehe=))=))
15. sasa
(
16/06/2006 03:51)
DG mandrindra tantarao amzay le kilalao nataontsika iny fa te-haheno totofy =))=))=)) d aza adino ny maka an'le 500000fmg
16. mandrindra
(
16/06/2006 08:41)
ny fitsipidalao no tian'i totofy ho fantatra sa ny lalao, sa mihitsy ny fandehan'io lalao manokana io.
ilay 500000 indray aloha ry sasa dia tonga dia ataoko virement ao amin'ny kaontiko amin'ny maha DG ahy a.
rahoviana njay no lalao manaraka, iza indray no ho volosana ?:D

17. totofy
(
16/06/2006 18:03)
ny fandehan' ny lalao mintsy ry DG Mandrindra a!
soa fianatsa =))=))=))=))=))
fa noheveriko ôtran' ny ping pong ngé e ny bol roa dé ny raketra tahony sisa....:-D:-D:-D:-D:-D

18. mandrindra
(
17/06/2006 10:48)
an3, eto aloha dia ny baolina ihany no misy milalao fatsy mila raketra ka :-D:-D