hofantrano any Antsirabe?

1. ravakamalala ( 12/06/2006 15:36)
saika mba hanontany an izay mahalala aho hoe ohatrinona eo ho eo izao ny hofan ny trano any antsirabe raha toa ka :
- trano mitokana mifefy
- misy rihana 1
- efitra fatoriana 3 sy efitra fandraisam bahiny iray.
misaotra mialoha.
répondu par fijo le 23/06/2006 19:57
2. Fiffi ( 12/06/2006 15:57)
ravakamalala: hihihhi io zny le hatao hoe "Bira" hihihi
3. vale ( 12/06/2006 16:54)
fiffi: efa mahay tsara amzay njy an:},le dikany hoe bira:wink::-*:-*

ravakamalala: tsy azoko le hoe misy rihana 1!?

fa raha toa ka> trano mifefy miaraka @ efitra 3 + trano fandraisam-bahiny, ny sanitaires comfortables,,baignoires,chauffe eau,etc,,,,)+ lakozia, dia> 1.500.000 fmg ny hofany!
ny efitra tsirairay @ izany mbola misy placard, ny couloir vita marbre, parquet ny any @ chambre sy salon!! fa raha miaraka @ rihana 1 mety ho 2x an'io izany! ary ny kartie koa milamina nefa an!!
(fa hifindra any antsirabe angaha njy?;-))
4. Herimiafina ( 12/06/2006 17:29)
Fa haninona any ndry ry ravaka?
Misy maromaro any kah, raha izany aloha dia tsy misy latsak'io notenenin'i vale io e, raha trano beton sy biriky.
5. vale ( 12/06/2006 19:45)
ié, sady azo lazaina ho mora hofan-trano ihany any an, raha trano mihofa an'io izao any tanà mety tsy hoatr'ireo kritera voalazako ireo akory ny kalitéany;-)!
6. Herimiafina ( 12/06/2006 19:57)
Vale: :-*:-*:-*:-*
7. vale ( 12/06/2006 20:16)
:-*:-*:-*:-*:-*;-)
8. Herimiafina ( 12/06/2006 21:38)
vale: :*:*:*:*
9. vale ( 13/06/2006 00:12)
:}:}:}:}:}:}:}
10. ravatorano ( 13/06/2006 07:16)
miakina amin 'ny kartié ihany koa io eh raha amin 'iny route d'Ambositra iny hafa ny hofany tsy hitovy amin ny eny Antsimotsena Sabotsy na Ambohimiandrisoa.
Ny tena mùarina d tokony midina any ianao aloha mijery na mitazana ilay izy fa raha tombatombana zany sarotra b kalé
11. ravakamalala ( 13/06/2006 07:26)
ravatorano > sur aloha fa sarotra ny tombatombana fa tiako hananana hevitra fotsiny hoe eo amin ny ohatrinona eo,

maninona marina moa raha mifindra any e! any milamindamina kokoa raha oharina amin antananarivo nefa tsy dia lavitra ny renivohitra akory.
12. ravakamalala ( 13/06/2006 07:27)
vale > mora be izany 1.500.000 fmg izany an!! nefa trano mitokana, tsy nampoiziko ho mora be ny hofantrano any raha oharina amin Ao antananarivo
13. Fiffi ( 13/06/2006 10:41)
vale: fa maninona akia ndry ? :-*:-*:-*:-*
14. Fiffi ( 13/06/2006 10:50)
ravakamalala: mora ve akia zany ? nefa toa vola be ?
15. ravakamalala ( 13/06/2006 11:04)
fiffi > vola be zany bien sur fa ny takalony aza adino, villa T3 anie izany e! ao tana aza akia trano 2eme plan, 3 pieces ao ambondrona, tsy mitokana, io no 1 350 000 fmg, zay no itenenako hoe mora io.
16. Fiffi ( 13/06/2006 12:37)
ravakamalala: ok ! :) ka le chiffre no nanaitra ahy an! :):-*
17. vale ( 13/06/2006 17:31)
ravatorano:

miakina amin 'ny kartié ihany koa io eh raha amin 'iny route d'Ambositra iny hafa ny hofany tsy hitovy amin ny eny Antsimotsena Sabotsy na Ambohimiandrisoa.
Ny tena mùarina d tokony midina any ianao aloha mijery na mitazana ilay izy fa raha tombatombana zany sarotra b kalé
ravatorano: nefa tsy tombatombana io lazaiko io , nefa azo hatao mora, ny kartié kalma, eny tsarasaotra io!;-)




18. vale ( 13/06/2006 17:38)
Fiffi:

ravakamalala: ok ! :) ka le chiffre no nanaitra ahy an! :):-*
Fiffi: efa ela marina indry niala tany m/car! indrisy fa @zao aza misy type na F2(lakozy + fidiovana bien sur) hofain'ny olona 500.000 fmg, tsy comfort akory:?, tsisy tokontany, kartié bordel!:wink:


19. vale ( 13/06/2006 17:41)
Fiffi:

vale: fa maninona akia ndry ? :-*:-*:-*:-*
an? hay ve é, tsy mitomany reo ka, fa mankasitraka,:)!


20. Fiffi ( 13/06/2006 19:21)
vale: hay ? :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0877