hofantrano any Antsirabe?
21. ravakamalala
(
14/06/2006 07:04)
lafo loatra ny hofantrano any madagasikara, ny smic nefa mba jereo hoe ohatrinona?
dia inona no hiafaran ny olona, voatery maro antrano, dia miasa daholo ary mizara ny charge rehetra raha tsy izany tsy tafavoaka.
Dia raha mba te hanana ny indépendance lé olona dia ...
22. vale
(
14/06/2006 21:15)
Fiffi: tsy volabe trotsy zany amzao fotoana izao!(any dago):wink:, ny kilaony vary ftsn no efa hoatrinona izao, ny hakisoa :°) tam taona 1999 no efa nahatratra 24.000fmg ny kilao:-*
23. vale
(
18/06/2006 09:04)
ravakamalala:
vale > mora be izany 1.500.000 fmg izany an!! nefa trano mitokana, tsy nampoiziko ho mora be ny hofantrano any raha oharina amin Ao antananarivo
:);-)
24. fijo
(
23/06/2006 19:57)
ndeha hampanofatrano aho kle.kozy e
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.6537