Teny Malagasy: Samihafa
1. pissoa
(
11/06/2006 16:51)
Mba misy afaka manazava ve ny fampiasana ny hoe samihafa (teny tokana) sy ny samy hafa (teny roa) kay. Sa mitovy ihany ireo? Mba atoroy fa tsy haiko :oops:
Misaotra.
Misaotra.
répondu par prime le 02/08/2006 12:09
2. Herimiafina
(
11/06/2006 17:04)
Ny samihafa dia ampiasaina rehefa maromaro ny zavatra ampitahaina.
Ohatra: samihafa ny saka sy ny alika ary ny ganagana.
Ny samy hafa indray dai ampiasaiana rehefa mampitaha zavatra roa monja.
Ohatra: samy hafa ny akanjon'i pissoa sy ny an'i Fiffi.
Io aloha mba taididko fony izaho tany amin'ny EPP Vohibola e.

4. Herimiafina
(
11/06/2006 17:43)
Sahala ny teny marina kah!
Sahala ny hevitra fonosiny fa samihafa ny fomba fampiasana azy. (misy maromaro ny fomba)

5. pissoa
(
11/06/2006 17:55)
Herimiafina:
Sahala ny teny marina kah!
Dia inona indray ary no tsy itovizan'ny sahala sy ny mitovy e? :roll:
6. lapino
(
11/06/2006 18:06)
Raha ny fahalalako azy aloha (fa tsy azoko antoka):
samihafa = isan-karazany
samy hafa = tsy mitovy
Saingy za rehefa manoratra dia samihafa foana no ampiasaiko.
Raha raisina indray ilay ohabolana hoe ny olombelona hono mitovy fa tsy sahala, ny fahazoako azy indray:
mitovy = misy itovizana (na misy tsy itovizana koa aza)
sahala = tsy misy tsy itovizana (izany hoe itovizana daholo ny lafiny rehetra)
Izay no fahazoako azy, fa ahitsio koa raha diso aho e! :)

7. Herimiafina
(
11/06/2006 18:11)
Aarakaraky ny degré-ny, ny sahala tena moule iray, tonga de mitovy tanteraka , ny mitovy mbola vague be hoe inona no itovizany?
Io mantsy fahaiza-miteny aby no mitondra io e, ankehitriny tsy dia misy mahafantatra ny teny tokony hampiasaina intsony hany ka mampisy interprétation goavana be.
Raha misy miteny izao hoe: "asio rano io koveta io".
Dia indro misy karazana fandikana isankarazany mipoitra avy any ambanin'ny tany:
ny sasany mety haka rano eran'ny kaopy atao anaty koveta.
Ny sasany mety hanipy ny koveta anaty rano.
Ny sasany mety hameno rano ny koveta.
Raha ny tokony hotenenina nefa dia ny hoe: "fenoy rano mitafotafo etsy amin'ny paompy io koveta io".
Dia nanahirana ilay miteny satria mety hahazo totohondry be raha tsy mazava tsara izay tokony tenenina na hitarika olana ka naleon,ny sasany niteny vahiny fra iny précis kokoa sady tsy mandreraka no tsy mampiasa voambolana lava: "remplis ce recipient d'eau à la source". :wink:

9. pissoa
(
11/06/2006 18:30)
Hihihi, tsy mitovy ny fanazavan'i Herimiafina sy lapino kle :roll: Fa na izany aza tsy azoko le oe
lapino::roll:
samihafa = isan-karazany
10. Herimiafina
(
11/06/2006 18:38)
Ohatra: misy olona miteny iray:
"Araka ireo hevitra samihafa nivoaka teo izany"
Raha adika amin'ny teny frantsay:
"selon les différentes idées qui ont été exprimées"
Dia aza adika ho: samihafa=différent, foana.
Tsy manova ny hevitra fonosin'ny teny "samihafa" mihintsy io satria mitovy dikany amin'ny "samy hafa" ihany, saingy rehefa mahita ity fomba fanoratra iray ity ka zavatra maromaro no resahina dia "samihafa" no fampiasa.

12. pissoa
(
11/06/2006 18:45)
Okay. Misaotra retsy an :-*
Herimiafina:Hihihi, io njay elah :roll:
Io mantsy fahaiza-miteny aby no mitondra io e, ankehitriny tsy dia misy mahafantatra ny teny tokony hampiasaina intsony hany ka mampisy interprétation goavana be.
14. Herimiafina
(
11/06/2006 18:51)
Renjekaky oo :{:{
Nanao interprétation injay i pissoa! hehehehe=))=))

15. pissoa
(
11/06/2006 18:53)
Hihihi, ka ialahy isany tsinn tsy manazava tsara rehefa miteny ka tsy hanao interprétation maro isan-karazany zah :wink::-D:-D:-D
16. vale
(
11/06/2006 21:12)
pissoa: ny mba nampianarin'ny mpampianatra anay indray dia hoe,
samihafa= isankarazany
samy hafa= tsy mitovy,:wink:
samihafa= isankarazany
samy hafa= tsy mitovy,:wink:
20. hery
(
12/06/2006 06:14)
Ilay nolazain'i lapino sy Vale no marina :-)
Samihafa = tsy mitovy fa ao anaty karazana iray... izany hoe mbola azo ampitahaina (Ohatra saka fa ny iray mainty ny iray fotsy)
Samy hafa= Tsy mitovy ary tsy iray karazana mihitsy (ohatra Saka fotsy sy bitro mainty)
Euh.. miala tsiny t@ le ohatra fa tsy nahita hafa aho :-p