Teny Malagasy: Samihafa
24. vale
(
12/06/2006 10:17)
lapino:lapino:hihihihi, ralikiliky :oops::D
pissoa, :)
vale, hmmm...... Mr Martin sa Ra-Likiliky moa ? ;)
25. lapino
(
13/06/2006 21:59)
pissoa:Sô de mihinankinam-poana ilay saka amin'izany? :-D:-D:-D
... saka mainty sy bitso voalavo :-P
26. pissoa
(
14/06/2006 07:55)
Hihihi, hita eny foana hoa ny mpiady an-kanina eee ;) Eo de faly ery nefa tsisy miresaka saka hihinana akory eo fa mba nanome ohatra an'i Hery fotsiny zah :-D:-D:-D
27. miangalyandria
(
30/07/2006 19:41)
aiza ary moa izay lesona malagasy momba an'io resaka io izay ? hihihi :lol: