Te ho prezidà daholo i tananarivo mianakavy!!!
1. lahiniriko
(
07/06/2006 10:17)
Hono ho aho ry zareo ampovoantany !! marina ny anareo aleo mba prezidà 4mi toy izay mpihady fako fotsiny tsy misy omby be ronono toy an-DRa8 !!!
ireo angaha le tonga amin'ny fitenenana hoy maty daholo ireo andriana de misoloky ireo andevo tavela marary ny kibo tsy raharahako !!! midegoba de afaka !!!tiko aloha i hasina e!! nefa ao koa ratsirahonana nefa toa misy an'i alain ramarson ndray aha an !! aleo ravalo ihany !!! tsy haiko intsony ireo ko anie tsy taranaka andrina e !!! aleo ihany tsy mifidy de 4mi lava eo sa mba handeha hijery ranomasina any amin'ny côte tamatave ve? tuléar ve? majunga ve? za tsy mahay milomano sady mbola tsy nahita zàny ranomasina zany mihitsy an ha aleo mijanona eto besarety ihany misotro toaka!!!!

répondu par marozevo le 22/06/2006 14:03
2. Fanja1
(
07/06/2006 11:08)
inn aza ty mbola resaka andriana sy andevo ty?tsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss
4. miscy
(
07/06/2006 11:17)
Marina mihitsy ny any fanja, tsy tokony hisy idirany mihitsy ny firazanana eo @ resaka politika, 8O
Rehefa gasy ny ahy dia ampy zay, de mifalia fa malagasy

5. hery
(
07/06/2006 11:39)
Tsy azoko koa izay lazain'i lahiniriko....
Sa izany tokoa ve no lazaina rehefa 4mi mahazo ordi? :-o

6. cristal
(
07/06/2006 11:45)
Tsy ny lazainy no tsy azonareo fa ny zavatra teneniny no baribariana nahazo ordi,te hanao tahaka ny t@ 2002 ndray an!ale mandeha any fa ny malagasy iray na eo aza ny resaka politika e!oaina eo ty!refa degany de zay koa mahay,aza manao toe-tsaina devoly te hanimba ny efa vita ndray!:evil:
7. Herimiafina
(
07/06/2006 12:09)
Renjekaky oo :{:{
Maro ny manampahaizana no tsy mahita asa. Maro ny Manager tsy manana leadership. Maro toy izany koa ny miheritreritra fa mora ny mitondra firenena. Maro koa ny miheritreritra fa ny fahaizany amampahalalany dia ampy itondrany ny firenena.
Vitsy anefa no tonga saina fa na i Ravalomanana no eo na i Hasina, na i Patrick, na i samoela, na i lahiniriko, tsy any amin'izay eo irery ny vaha-olana hialana any anjaoridira.

8. avolenta
(
07/06/2006 15:37)
Herimiafina:
Renjekaky oo :{:{
Vitsy anefa no tonga saina fa na i Ravalomanana no eo na i Hasina, na i Patrick, na i samoela, na i lahiniriko, tsy any amin'izay eo irery ny vaha-olana hialana any anjaoridira.
ary raha i jerry marcos na i tovo j'hay de mba manaona?? hihi
9. Zina
(
07/06/2006 16:20)
Hono ho aho ry zareo ampovoantany !! marina ny anareo aleo mba prezidà 4mi toy izay mpihady fako fotsiny tsy misy omby be ronono toy an-DRa8 !!!
inona ny alahelonao @ io ra8 e?
10. zakilinina
(
07/06/2006 16:23)
Tsy ny sujet tahak'itony mihitsy no andaniako ny androko. Andao isika ho atsy ambadika !
11. boubounezy
(
07/06/2006 16:49)
tena tsy milay le kôzinao zany ry lahitsiniriko a! fa enao avy aiza nefa fa tsy avy any @ tanindrazanao ary ny tanindrazanao tiavo fa aza asina anizany ndéksa sy merina na kôty zany e! enao alou mety tsy avy any @ io tanana izay atao hoe I MADAGASIKARA io ra ny fomba fiteninao fa arakiny teniny HM hoe na iza na iza eo fa tsy any ny blèm, fa ny anah na i 4eme tige aza tonga eo refa naitako fiovana manja t@ taniko dé reveko manja na ninana teo aza satsy ny fafinaretany masoko kou d'efa mafaly ahy pour 1 premier pas!!!!!!..............:twisted:
12. zefa
(
07/06/2006 17:12)
tsy azoko le lazainao lahiniriko
na ianao tsy tonga saina teo ampanoratana io lahatsoratra io ( reraka be na entanin 'ny fo na voagejan 'ny fisainana hafahafa na complexé sns )azonao azavaina misimisy kokoa ve ny tianao lazaina satria raha ny aratantara dia tany @ andro fahagola tany hono no nisy farany zany andriana zany fa tsy misy ntsony zany zao sa ny fampianarana nomena anao mbola any @ sciècle faha18 tany hoany mantsy no nisy ny andriana resahanao
matoa nefa ianao niteny io dia nisy zavatra tianao resahana ka mba azavao iarahana midina
misaotra mialoha

13. Robert
(
07/06/2006 17:59)
Tsy tia-tsika malagasy mintsy ny miresaka : andriana sy Andevo. Tsy misy intsony izany ee, efa lany andro ee, fomba fisainana taloka ee. Nefa isika malagasy de mbola mitazona hatrany ny fomba nenti-paharazana hatr@ izay ka hatr@ izao, ohatra : famorana, famadihana, ala volo-jaza, alahamady, vody ondry, sns.... Nohon'izay de mbola raiki-tapisaka eny iany koa ilay resaka andriana-hova-Andevo.
Andro ny fahahafana ara-kevitra sy fomba izao, raha tsy manelingelina ny fiainanao sy ny zonao ny atao ny hafa de azy ny azy.
Malagasy isika rehetra nefa aza hadino koa fa misy foko 18 iany koa. Misy iany ny hoe avy aiza nareo? Baka Betioky, avy eny Ambohimalaza, avy any Vakinakaratra na Sihanaka.

14. marozevo
(
07/06/2006 19:26)
Vonjeo fa misy MISANDOKA indray...
Anarana malaza koa ny hoe "lahiniriko", ka ahoana io???.... Siora et certain aho fa tsy i Lahiniriko tena izy no hanao teny mamoafady toy izao.
Tsy vitan'ny misandoka anarana ity olona nanokatra loha hevitra ity, fa mbola mandrangitra adim-poko koa... Tsy hoe tsy manaraka ny fitsipiky ny serasera fotsiny izy fa mandika an-kitsirano be izao ny lalana velona eto amin'ny tany sy ny fanjakana.
tandremo fa misy MPISANDOKA...
Karakarao !!!

15. fijo
(
07/06/2006 21:01)
ity no tonga amin'ilay hoe resaka mampisavorovoro fotsiny.izay fotsiny no notadiaviny,dia iny izy no tsy hita,ka aleo hitsahatra eto e
16. verbeeck
(
08/06/2006 11:30)
nankaiza tokou le nanoratra an'io fa tena oul mbola baribarianina mintsy fa am'zao andro ao ve dia mbola miresaka an'zany ... aza complexé fa amiko milay aminay koa ngeh ny sipa aty @ côte fa aza mba ampiadiana aminay... za nefa avy any @ tanàna ha!ha!ny pôlitik angamba no voa kely ny...
19. marozevo
(
10/06/2006 08:42)
Mpisandoka eh.....
Amin'ny manaraka tokony tsy havela hiseho avy hatrany ny hevitr'izay hita fa mpisandoka toy izao, fa mampisavorovoro araha ny voalazan'ny namana ao ambony ao.
Soa fa HENDRY ny namana rehetra.

20. ravatorano
(
13/06/2006 07:01)
raha ny tena marina moa zany d tonkony avy d nofafaiko miitsy ito lohahevitra ito fa saingy efa nisy nanoratra namaly teo d navelako nandeha satria tena tsy hita hoe inn no antony nanaovany an ilay izy fa resaka fanaratsiana fotsiny aloha.
Faharoa an izay tokony tsy hitondra io ps io miitsy izy satria tsy Ingahy lahiniriko mpiitsy no nanoratra io fa olona nisandoka ny anarany fotsiny ihany ka tsara raha ilaina fijerevana manokana izay satria efa ao anatin' ny fitsipika ato amin ity serasera ity.
:evil::evil::evil::evil: