Te ho prezidà daholo i tananarivo mianakavy!!!
21. arson
(
13/06/2006 12:24)
na afovontany enao na sisiny ka mbola eto Madagasikara ny toeranao, ka GASY RAY GASY RENY IANAO de tadidio fa MALAGASY FOANA IANAO.zao ko e tsisy intsony izany andrina sy andevo izany f
22. arson
(
13/06/2006 12:27)
(tohiny)tsisy intsony izany andriana sy andevo izany fa ny fomba hitondranao ny vatanao sy ny fomba fisainanao no maha andevo anao.
23. kiadytsilaitra
(
13/06/2006 19:22)
Ara-tantara: ny andevo tsy misy intsony. Ny taranak'andevo mbola misy...
Nefa aleo marihina tsara fa misy ny antsoina sy heverina hoe taranak'andevo mendri-piderana lavitra noho ny antsoina hoe taranak'andriana ankehitriny; Raha zohina amin'ny fomba fisainana, fomba fitondra-tena sy fahombiazany amin'ny lafiny maro eo anivon'ny fiaraha-monina.
Zany hoe mbola misy ny hoe "taranak'..." satria lovan'ny tantara io, fa tsy tokony critere hoentina hitsarana olona intsony izany amin'izao vanin'andro izao.

25. arson
(
14/06/2006 07:15)
zao ihany e!na avy Antananarivo,na Toamasina,na Toliary....izay ho lany filoha de ny asa vita ihany no itsarana azy e!
26. xxx
(
14/06/2006 23:22)
Tena mbola tsy afaka ihany io préjugé io ohatra rehefa tena hangata-bady ko!
Indrindra fa raha somary maintimainty ny tena
Indrindra fa raha somary maintimainty ny tena
27. Herimiafina
(
15/06/2006 11:31)
Ny olana mipetraka sy mila valiny ankehitriny tsy dia any amin'izay zava-misy tsy azo lavina izay sady mivandravandra intsony, fa kosa any amin'ny hoe: "inona no hevitra metry hahafahana mandroso eo anatrehan'izay".
Défi anakiray ilana ny manampahaizana sy ny responsabilité-n'ny tsirairay izay fa tsy utopique sanatria.
Raha evident daholo mantsy ny zavatra rehetra na hoe realiste dia na zazakely any amin'ny primaire aza dai mety efa afaka mitondra firenena.
Ny mampiavaka ny olondehibe nianatra omena plasy hitondra anefa dai ny défi mihintsy.
"Ad Augusta Per Angusta".

28. fetrakens
(
15/06/2006 16:30)
Tsy ny eto am_povoantany ihany no te -ho filoha fa eran'ny Madagasikara manontolo...ary tsy ny firenena mihitsy no miemotra sanatria fa ny fisian'ny mpanohatra be loatra no marika hahafantarana fa miemotra ny firenena ka raha tianao handroso bebe kokoa i Gasikara dia managana Vondron'ny mpanohitra tokana monja afaka hanongana ny filoha fa raha mbola izao no mitohy izay tsy hahazo na tsy mahazo na koa izay nesorina teo amin'ny toerany noho ny Tsy fanefana ny adidiny dia HITSANGANKO-FAHAVALO-DRAVALO daholo
29. marozevo
(
15/06/2006 22:57)
Ko izany aza hoe nesorina noho ny tsy fahavitany ny adidiny kooo...
Sa mbola ho J and B koa ny mpifidy amin'ity indray mitoraka ity.
Sa mbola ho J and B koa ny mpifidy amin'ity indray mitoraka ity.
30. miaina
(
16/06/2006 08:00)
o ravatorano a, aleo mihitsy tonga dia vonoina ny sujet tahaka itony fa manimba zavatra na dia efa misy mamaly aza ka!
merci
merci
31. pakopako
(
17/06/2006 16:14)
Mba tsy mendrika kosa io mpanoratra io sady mampiady foko ny mandoto anaran\'olo manankaja,mba manajà olo sy mpiara-monina na d tsy miombokevitra aminao aza eh!
32. Mifenty
(
18/06/2006 09:13)
ary nakaiza aza lahiniriako le .
maty daholo ireo andriana de misoloky ireo andevo tavela
ts azoko lety le tin lah kozina a.
iza le maty de iza le misoloky,
33. marozevo
(
18/06/2006 23:05)
Tonga saina tampoka aho ry zalahy ah....
sao tokoa dia mba olona mitanjona hanaratsy olona fotsiny ary ity ?
Dia holazain'ity lahiniriko ity (sandoka???) rehefa tonga ny propagandy fa i "lahiniriko" (ilay tena izy izany), dia manavakavaka foko.
Loza !!!....

34. prime
(
21/06/2006 12:25)
Tsotra e! avelao hitabataba eo izy fa ny firenena tsy maintsy mandroso e!!! (les chiens aboient...):-D:-D:-D
36. fijo
(
21/06/2006 20:17)
ravato an,ny ahy ny zavatra averiko eto foana dia izao.
_manana fitsipika isika eto,
_malalaka koa ny fanehoankevitraeto.
_io fahalalahana io anefa dia voafehin'ny fitsipika.ka raha vao hitanareo,fa misy loahevitra mifanohitra amin'izay fitsipika izay,na iza mamoaka azy na iza dia mandraisa fepetra.
izay ihany no antoka hampandroso ity sehatra ity.
raha hevitra mamofona adim poko toa izao dia mila fakana fanapahan kevitra mialoha.ka aza matahotra fa izay no mampisy sy hilana ny fitsipika.

37. naritsimba
(
22/06/2006 05:20)
bandy avy any Besarety tsy mahagaga intsony fa tena efa zatra ny mipetraka anaty fako e, ka maloto hatramin'ny ao anaty lohany. Ary aza mitondra PS Lahiniriko zany letsy fa mandoto anay baka atimo atoy.
40. marozevo
(
22/06/2006 14:03)
Tohananay tanteraka ny toro hevitr'i Fijo. Ary tsarovy Ravato, fa tsy ny fitsipika irery no hiaro anao raha mitranga izany, fa ny namana misaina rehetra.... Mahereza.