Bà gasy
1. mandrindra
(
05/06/2006 13:00)
Anisan'ny dokambarotra teto amin'ny serasera iny fampisehona iny. tamin'ny asabotsy alina teo moa izy io. tena nahafinatitra satria ny sangany amin'ny feo noravahan'ny sangany amin'ny gitara.
répondu par mandrindra le 13/06/2006 16:57
3. mandrindra
(
06/06/2006 07:30)
ka maro be ireo hira nataondry zareo. gitara telo no nanaraka ny mpihira. ohatra iray izao teny anisan'ny nanamarika ahy dia duo an'i fafa sy manana, arahin'ny gitara tendry gasin'i kôlibera sy nini. toy izao ilay hira :
maty ilay masonadro .....
ilay hira gasy tranainy be
maty ilay masonadro .....
ilay hira gasy tranainy be
7. mandrindra
(
08/06/2006 07:30)
i kôlibera dia mpitendry gitara anisan'ny sangany amin'ny bà gasy. io no nampitaina tamin'ny zananay. i kôlibera dia nitendry ho an'i rakotozanany stanislas dia avy eo lasa sakelidalana.
tamin'io fampisehoana io ihany koa no nahenoko ny feon'i eric zanak'i fafa. tsara feo fa mbola tsy lavitry ny an'ny rainy aloha e.
tamin'io fampisehoana io ihany koa no nahenoko ny feon'i eric zanak'i fafa. tsara feo fa mbola tsy lavitry ny an'ny rainy aloha e.
8. Fiffi
(
08/06/2006 07:41)
mandrindra: misaotra anao fa nahazo vao2 kosa aloha zah an! hihihihi tena tsy nahafantatra eh!
17. mandrindra
(
08/06/2006 16:48)
sady kay heno fotsiny fa tsy hita akory :-D:-D:-D, sao dia honhono zany :-D:-D:-D
19. mandrindra
(
08/06/2006 17:24)
ka tsy araka tsony ka, lazainao fa henonao fotsiny izy teo, dia zao ndray lazainao fa hitanao tamin'ny tv. dia lazaivo mihitsy koa hoe nivoaka avy ao anaty tv izy e :-D:-D:-D