MMS
1. boubounezy
(
02/06/2006 17:07)
:-wiza nareo no mahay ny règle de MMS? :-whihihihi:idea::idea::idea::-w
répondu par bellla le 19/06/2006 12:27
2. Herimiafina
(
02/06/2006 17:10)
Izaho mahay, fa zah izao efa staden'ny mes meilleurs souvenira retsy, hehehehhe=))=))
9. totofy
(
02/06/2006 19:09)
le Matin Midi Soir ve zany
ary mahay be ity bella ity an !
Vary maraina Vary ataondro Vary hariva =))=))=))=))
17. Vaika
(
02/06/2006 19:33)
Ny anay taloha Matin-Midi-soir (plus aza ndraindray surtout rehefa ririnina !), ankehitriny efa Mardi-Mercredi-Samedi sisa...
Mbola tsy MMS kosa aloha e !
Ary mbola ho ela vao ho MMS;-)
Mbola tsy MMS kosa aloha e !
Ary mbola ho ela vao ho MMS;-)
18. totofy
(
02/06/2006 19:41)
vale:f'efa owé omen'i HM cours hono toi ....:-D:-D:-D efa owé mangé fotsiny .....:-D:-D:-D
vaika: mbola mardi .. mercredi ... samedi aza fa tsy hoe Mars..... Mai ....Septembre=))=))=))=))
vaika: mbola mardi .. mercredi ... samedi aza fa tsy hoe Mars..... Mai ....Septembre=))=))=))=))
