Faut pas rêver!!!!
1. andry44
(
02/06/2006 15:50)
Niteraka resabe teo anivon'ny haino aman-jery tany Dago sy teo anivon'ny diplomatia frantsay Madagasikara mihitsy aza ny fandaharana iray t@io Faut pas rêver io volana vitsivitsy lasa izay!
Tonga ny vali-kafatra ary an!
Anio alina @1h30" ora any Paris,rapitso sabotsy vao maraina izany e!ary @2hsy 30" ora any Dago no handeha ao @TV5 Monde io fandaharana io ary natokana hiresahana an'i Madagasikara!
@ity indray mitoraka ity de ny lafiny ara-pizahatany no ho votohatin'ny fandaharana.Fampahafantarana ireo sites touristique malaza any Dago.
Mazotoa doly mijery e!

répondu par Fiffi le 10/06/2006 04:52
3. Herimiafina
(
02/06/2006 16:23)
Favy kosa izany, amin'ity indray mitoraka ity indray izany dai il faut rever indray angamba no tokony anaran'ilay fandaharana. :-D
6. Herimiafina
(
02/06/2006 16:59)
Endroit touristique klou hitako tena mety tsara mihintsy e! Na ny malagasy tompontany aza anie misy mbola tsy nihetsika teo amin'izay misy azy mihintsy e!
8. yonikafopl
(
02/06/2006 18:32)
alina be lotra le izy klee, ny tokony hataonjareo dia amin'ny ora nandefasany an le taloha no tokona handefasany azy koa, fa iza no hiaritory hiandry am 2 maraina ??fa na de izany aza dia hiaritra ihany fa misaotra an'i Andry am vaovao.
9. Herimiafina
(
02/06/2006 18:37)
Mba nandeha taty aminay taty ilay iray taloha iny fa hitako marina ihany hoe "léxtreme misere no tena naseho, raha ny analiziko no jerena an!
10. Fiffi
(
02/06/2006 18:46)
enregistrena , programena akia ny magnétoscope ry yonikafopl de azo jerena tsara rehefa manana fotoana malalaka tsara iny .:)
11. totofy
(
02/06/2006 18:51)
zay mbola eo ampandrevena amin'zany :-$:-$
misaotra amin' ny info :wink:
misaotra amin' ny info :wink:
13. Rainikarabo
(
02/06/2006 18:53)
dia mba tantarao eto ho anareo ze mahita e,zahay tsy afaka ny hahita zany TV5 monde izany
14. Fiffi
(
02/06/2006 19:37)
mahagaga ahy fotsiny hoe fa nahoana no @ 1h30 zany nefa ny mahazatra ny fandehanan'io emission io de @ 20h55 .FR3 :roll:
15. Herimiafina
(
02/06/2006 19:58)
Ka aminío angamba no heveriny fa matory daholo ny malagasy knou. :roll:
16. Fiffi
(
02/06/2006 20:00)
heu..... eto am-pijerena ny programa TV5Monde zah io an! nefa dia izao no ato.
0.00= Journal (TSR)
0.30= JTA (Afrique)
0.45= Un jour à Roland
0.55= Tout le monde en parle (magazine)
hummmm ! aiza ho aiza ao io "faut pas rêver io ? de tapitra ny emission avy eo .
De jereko indray ny rahampitso : @ 7h vao manomboka .Nefa tsy misy "faut pas rêver" :roll::roll: nefa programa direct @ télé io jereko io an!

18. fasaly
(
02/06/2006 21:22)
tena tsisy nahita zany veuh...???? tena faut par rêver marina:roll::roll::roll:
20. fasaly
(
02/06/2006 21:36)
Herimiafina:
Ka aminío angamba no heveriny fa matory daholo ny malagasy knou. :roll:
ka zao aza efa mi passer ny minuit mbola misy malagasy tsy matory fa eto am net eto foana kou!:roll::roll::-D:-D:-D