Faut pas rêver!!!!
21. diamondra27
(
02/06/2006 21:36)
za koa vao saika hiteny an'io ry fiffi
andao hirevy ny toerana touristika any dago isika zany ry fiffi a! Najanona mihitsy montana(nefa anniversaire androany de tany rossy):evil::evil: fa hoe: hijery fo pas rever! kay tena lasa revy marina:-D:-D:-D

24. fasaly
(
02/06/2006 21:44)
ka i andry aza veuh zay tsy efa mi revêr:roll::roll:amzao ora sy fotoana izao!!!:-D:-D:-D:-D
25. Fiffi
(
03/06/2006 11:12)
aiza ho aiza zao no misy an'i andry44 ? heu... sohiany aloha fa mba nisy an'ity forum ity mba nanalana azy fa de tafajanona teto hoe hiandry an'io emission io nefa heu.............:roll::roll::roll:
26. vale
(
03/06/2006 16:21)
tsy nisy kory le izy! andry ko rangah manome sopapa fôpla an:-D:-D
fiffi::-D ie, maheno hoe mcar dia maika ftsn, hay tokoa émission'ny france 3 ny fo pa révé!ihihihihihi, nampiesonin'i ra andry daholo zany ntsika,,:-D:-D:-D:-D

27. Fiffi
(
04/06/2006 04:57)
ka ny mahagaga ahy anie de zao eh !! ny emission faut pas rêver FR3 foana io , fa mety misy retransmission fa tsy ao @ TV5Monde io mihintsy fa ARTE na 5 .:roll::roll:
29. Fiffi
(
04/06/2006 08:58)
boubounezy: tena zay mihintsy akia an! alors là ! je rêve ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. andry44
(
05/06/2006 07:36)
Tena nandeha ilay izy ry zareo fa tsy mibilao izany aho a!
Samy hafa fotsiny angamba ny emission-an'ny TV5 isaky ny zone tsirairay avy.
Raha ny fijeriko ilay izy tao anefa toy ilay taloha ihany indray no naverin-dry zareo.Teo@2h30" teo ny faharetany.Ny 1h voalohany ihany no mampiseho ireo toerana mahaliana any Dago fa ny ambiny de saiky ireo olona mivelona @fako sy tena mahantra no nasehony tao.

31. vale
(
06/06/2006 07:15)
Andry: sur ve enao fa @ tv5 ilay izy???? mahagaga koa izany hoe samy hafa ny tv5 isaky ny zone?:idea::roll:
33. Fiffi
(
08/06/2006 04:11)
andry44: hehehehehe !! tsy possible zany io !! ny programa ny télé de mitovy daholo na aiza no misy anao na aiza .
Taiza indray no mbola nisy an'izany ? Sa ny télé-anao spesialy de izay tianao andeha ao hiany no handeha ? :wink:
Betsaka ny olona nanontaniako eran'ny frantsa fa tsy nisy an'i an!
Ny programa jerena ao @ télé tsy mba diso zany na de kely aza . Raha ireny boky ireny mety hoe misy fahadisoana fa tsy ny programa télé an! Azo jerena ao @ canal+ na sat ny programa rehetra ary tsy misy hadisoana io na de kely aza.

35. vale
(
08/06/2006 20:50)
:-D:-D, zà aloh de nandrevy teo ambody télé nianjy an'le izy, kay try nisy akory,:°) hihi!