tampax

1. mandrindra ( 30/05/2006 12:07)
niditra ny supermarché ity rangahy iray, avy hatrany izy dia nanantona ilay caissière :
- azafady e, aiza kay no misy ny tampax ?
- mandeha mahitsy ihany ianao dia faharoa miankavia, ary ery amin'ny farany indrindra
- misaotra tompoko ô

dimy minitra avy eo ity ilay rangahy niverina teo amin'ny caisse miaraka amin'ny coton 5 kilao sy tady kely marobe.
taitra ilay caissière no sady mody mitsiky kely dia nilaza hoe:
- ataoko angamba ramose fa tsy ireo no ilain'ny vadinao an!!
- tsia ireo mihitsy no ilainy ka, omaly izy nirahiko hividy sigara dia niverina avy any izy niaraka tamin'ny tabac 2 kilao sy ny feuille à rouler. izao izahay samy mba mi-rouler ny azy.
répondu par mandrindra le 12/06/2006 08:24
2. Fiffi ( 30/05/2006 12:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D kiiiii!! tsy ho loza ve ny hitranga mandrapaha vitan'le roulé :-D:-D:-D:-D
3. booboo ( 30/05/2006 12:19)
:-D:-D:-D:-D
4. mamzelkely ( 30/05/2006 12:47)
=))=)) loza ho ela ty raraha ty klé :-D:-D
5. ari.malala ( 30/05/2006 13:13)
=))=))=))=))=))=))=))=))=)) soa ah fa ts mila klo kle =))=))=))=))=))
6. vale ( 30/05/2006 14:01)
mandrindra:ihihihihihihih:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. onjah ( 31/05/2006 09:50)
8. sasa ( 01/06/2006 04:12)
=))=))=))=))=))=))=))
9. fasaly ( 01/06/2006 04:26)
:-D:-D:-D:-D:-Dtsy hi tete eo foana ve ny fika beuh raha hi rouler anzany roa kilao beuh zany vao hanatsetsina:-D:-D:-D:-D
10. mandrindra ( 01/06/2006 12:12)
fasaly , dia raha misy fuite dia pampers anaovana, satraia hoy ny pub an'iny dia hoe ,na lena aza maina ihany
11. fasaly ( 01/06/2006 13:52)
bahhhhhhh!
12. Herimiafina ( 01/06/2006 14:12)
Favy kosa le hevitra an :{:{
F'angaha le rasipa mifoka tampax klé? Azo fohana angaha ireny?
Mba valio re tity fa mety hanavotra ahy ihany refa tsy mahita sigara zah klé. hehehehe=))=))
13. sasa ( 02/06/2006 03:22)
Herimifiana raha te-hifoka elah d mety koa ireny kan, tonga d mifoha rehefa avy eo =))=))
14. mandrindra ( 02/06/2006 07:39)
ie ny sipa mifoka tampax letsy ry herimiafina a. fa ialahy tsy afaka mifoka satria ny andry zareo ilay vava tsy ananan'ialahy no ampiasainy hifohany azy
15. Herimiafina ( 02/06/2006 14:09)
Vava bangaridana, hehehehe=))=))
16. mandrindra ( 02/06/2006 14:34)
fa misintona be an :-D:-D
17. fasaly ( 02/06/2006 15:21)
:-D:-D:-D:-D bangaridana a! bangaridana! ny fitavanareo anreny vava bangaridana reny aza tahaka ny inona mahintsy kou !!!!ny bangaridana tsy mamoaka setroka manempotra mahafaty:^):-D
18. Herimiafina ( 02/06/2006 17:11)
Fa mamoaka fofona maha-jambena, mankadoha an'i kotokely, hehehhee=))=))
19. fasaly ( 02/06/2006 17:24)
:x:x:x:x:x:-D:-D:-D:-Dk'in kou ny fitavana anlay fofona ihany no mankadndoha an'i kotokely:-D:-D
20. Fiffi ( 04/06/2006 05:29)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458