mpivady

1. mandrindra ( 30/05/2006 11:59)
tafan'ny mpivady :

manao metimety ilay vehivavy dia lasa nanontany ny vadiny : iza no tian'ialahy vehivavy manja sa vehivavy intelizansa be?

dia namaly rangahy : tsisy tiako izy roa ireo fa efa fantatrao fa ianao ihany anie no tiako e.
répondu par mandrindra le 02/06/2006 14:36
2. pissoa ( 30/05/2006 12:05)
:roll:=))=))
3. booboo ( 30/05/2006 12:18)
:-D:-D:-D:-D
4. mamzelkely ( 30/05/2006 12:50)
oh!!:o :-D:-D:-D
5. ari.malala ( 30/05/2006 13:16)
hahahahha loza izany marina!
6. mandrindra ( 30/05/2006 13:22)
tsy loza fa norma ka, valala iray hifanapahana io :-D:-D
7. vale ( 30/05/2006 14:03)
mandrindra:

tafan'ny mpivady :

manao metimety ilay vehivavy dia lasa nanontany ny vadiny : iza no tian'ialahy vehivavy manja sa vehivavy intelizansa be?

dia namaly rangahy : tsisy tiako izy roa ireo fa efa fantatrao fa ianao ihany anie no tiako e.
:lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


8. bellla ( 30/05/2006 14:58)
mahafinaritra, mahay misafidy izy. :lol:
9. Zina ( 30/05/2006 23:11)
zany oe ilay ramatoa zany sady tsy mahay no ratsy tarehy?
10. lapino ( 31/05/2006 03:16)
Bô couple kosa izy zany! :-D:-D
11. andry44 ( 31/05/2006 06:29)
tandremo anefa fa sao de tratry ny lany hatr@ny akoho mikotrika raha diso mifanaraka loatra ny mpivady:lol::lol:
12. mimich ( 31/05/2006 06:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. onjah ( 31/05/2006 09:52)
:lol:
14. pissoa ( 31/05/2006 17:09)
Izay mitovy ihany no miaraka :-D:-D:-D
15. sasa ( 01/06/2006 04:13)
=))=))=)) ny dikanzany izany ve sady ratsy be le sipa no mbola tsy intelizaka koa hi hihihih hih
16. mandrindra ( 01/06/2006 12:14)
sasa, blagy aloha io e. fa ny efa hitako aloha dia ny sipa tsara tarehy e :-D:-D
17. pissoa ( 01/06/2006 14:15)
:-D:-D:-D
18. sasa ( 02/06/2006 03:23)
mandrindra hi hi hihihi hi tsara sansa kosa elah raha izany koa sendran'ny sipa tsra tarehy foana :-D:-D
19. mandrindra ( 02/06/2006 07:40)
tsy hoe santsy fa zay aloha no hita hatramin'izao e
20. Herimiafina ( 02/06/2006 13:59)
Eeeeh, rha mba ohatr'izany moa ny vadiko an! Tsisy mpitia de anah irery klé. hehehehhee=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516