efatra
1. apache
(
30/05/2006 09:45)
Avy nianatra i litakely, hoy izy tamin'ny dadany :
- za ry dada ôtran'ny tsy mahatoky intsony iny prof-nay iny an !!! aiza ve ka omaly izy milaza fa roa ampiana roa mira efatra; androany indray izy milaza fa telo ampiana ray mira efatra!!! tsss!!!.
- tsy milamina marina lesy izany prof-n'ialahy isany izany!!!

répondu par sasa le 01/06/2006 06:48
7. Samoana
(
30/05/2006 11:42)
:lol::lol:romotra mihintsy dadan'i lita:lol:. Tapa-kevitra hijery izao prof izao aza izy ny ampitso. Nisotrosotro betsa kely aloha izy vao sahy niresaka t@ mpampiana-janany:
-Afak'omaly 2 ampiana 2 lazainao fa mira 4. Androany 3 sy 1 indray no noteneninao... (efa miha-mamomamo lery )Raha mbola manoro vohana ny zanako toy izany elà anzoany de ataoko telo sisa ireo mason'elà efatsa 'reo rampitso...

12. apache
(
30/05/2006 13:21)
Samoana:

de nolakoiny le prof roalahy