reveil
1. apache
(
30/05/2006 09:35)
Ny dadany sy ny zanany lahy:
- Mba ampindramo an'ilay réveil-n'ialahy iny leisy za fa handeha maraina be rampitso ka matahotra ny ho tara an!
- ty e, fa zany hoe indraindray izy ity mandeha fa indraindray manondrana! de somary kapokapohana kely ny fanaovana azy.

répondu par sasa le 01/06/2006 06:48
10. pissoa
(
31/05/2006 17:12)
Dia rehefa manondrana zany le izy de refa taitra dia kapokapohina indray dia mandeha? =))=))=))