ra latsaka ny orana a
1. zandrikely
(
28/05/2006 18:06)
ndao mbahivazo kely ndray e
ra latsaka ny orana zany havako izany iiiiii
ra latsaka ny orana zany havako izany iiiiii
répondu par mandrindra le 05/06/2006 07:36
4. Fiffi
(
29/05/2006 03:56)
ny ahy ry zareo de tena tiako rehefa avy ny orana an! mampatsiahy ahy zava-maro io , ny takariva amorom-patana , ny fofon'ny tany lena ....mampanembona eh!
5. fasaly
(
29/05/2006 04:02)
hummmmm! raha latsaka ny orana an! efa te hody mafy nge zandrikelikely zany e!:wink: hihihih!
6. lemenakely
(
29/05/2006 04:24)
ny filatsaky ny orana ao an-tafotrano...
ny kiaky ny manina toa miantsoantso lava ah..
ny kiaky ny manina toa miantsoantso lava ah..
8. ikalakintina
(
29/05/2006 07:46)
fiffi:-D:-D:-D:-D:-D
ny kiakin'ny manina toa miantsoantso lava,
ny feo mitoloko toa reko sahady
ny kiakin'ny manina toa miantsoantso lava,
ny feo mitoloko toa reko sahady
9. Fiffi
(
29/05/2006 07:48)
ikalakintina: ka avela ho hotakain'ny orana eo ve akia ? de ho voan'ny sery eo koh! :-D:-D:-D:-D
10. ikalakintina
(
29/05/2006 07:55)
so de hoatriny le hiran'ny ainga iny ve?, le naterina ho eny ambohipo avy teny ankadifotsy de nande tongotra fa tsy nisy bus, de lena:
eo am le we:, ny volonao kotsan'ny orana, de tohizana xe moa va tsy toy ireny voalavo kely reny?, de asio elo fa so de hanahirana an!:-D:-D:-D:-D:-D
eo am le we:, ny volonao kotsan'ny orana, de tohizana xe moa va tsy toy ireny voalavo kely reny?, de asio elo fa so de hanahirana an!:-D:-D:-D:-D:-D
17. Andriambelo
(
30/05/2006 21:23)
Feony : Harly Rajaobelina
Tonony : Michèle Rakotoson
Tokony hiverina kely indray izy roa ireny ka
Tonony : Michèle Rakotoson
Tokony hiverina kely indray izy roa ireny ka
20. zandrikely
(
01/06/2006 12:28)
ny feon'ny toloko
to reko sahady
ny kiakin'ny maninina
toa miantsoantso lava
fasaly : hody aiza akia a
to reko sahady
ny kiakin'ny maninina
toa miantsoantso lava
fasaly : hody aiza akia a