FIFANKALALANA

1. tsimatimanota ( 26/05/2006 09:14)
Manao ahoana raha samy milaza mahitsy ny hevitra tadiaviny sy ny afaka omeny
Tsim
répondu par Fiffi le 02/06/2006 18:38
2. diamondra27 ( 26/05/2006 09:33)
ka tsy ho masoandro mosy ve no mampalahelo
lava be:roll:
3. dadabe ( 26/05/2006 09:36)
tsy azoko :roll:
4. Fiffi ( 26/05/2006 09:54)
tsimatimanota:
Manao ahoana raha samy milaza mahitsy ny hevitra tadiaviny sy ny afaka omeny
Tsim
fa hevitra mikasika @ inona ? mba azavao fa maizina!! Hevitra tadiavina sy afaka omeny ????
-Inona aloha ny hevitra tadiavin'i tsimatimanota ??? de inona no afaka omenao ????:roll::roll:

5. vale ( 26/05/2006 10:13)
tsimatimanota:

Manao ahoana raha samy milaza mahitsy ny hevitra tadiaviny sy ny afaka omeny
Tsim
:roll: tsy azoko :idea: hazavao tsara aloha fa tsy afaka mamaly raha tsy azo izay tianao hambara e!:wink:

6. Fiffi ( 26/05/2006 11:33)
:-D:-D:-D:-D tsy misy mahazo zay tian'le olona lazaina !
7. Simpona ( 26/05/2006 15:45)
Tsy nahazo otrn dadabe kouza tam'ty:roll::roll::roll:
8. cutie ( 26/05/2006 18:05)
le ary @ mombamomba ny namana ngamba ny tiany holazaina:P
9. pissoa ( 26/05/2006 18:10)
Zah tsy mahazo otrn Simpona :-D

Io mba azavao kely kosa ry tsimatimanota an.
10. fasaly ( 26/05/2006 18:46)
pissoa kou de mitady fanazavàna foana!!!!!:roll::roll::roll::-D:-D:-D
11. Fiffi ( 26/05/2006 20:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ngamba re ny tiany lazaina dia ny hanaovana présentation'ny tsirairay eto eh! na hoe zah zao mba te hahafantatra tsaratsara koakoa an'i pissoa dia hatao eto ny présentation de inona no tadiaviko aminy de inona no afaka omeko azy.
Na koa ohatra hoe zah mitady olontiana de lazaiko eto hoe zah ry zareo mitady an'i..... de zao no omeko azy :roll::roll:
12. soanja ( 27/05/2006 01:46)
Fiffi:

Mety izay mihitsy angamba ry Fiffi rehefa izy tsy hanome an'ilay jiro. Saingy raha izay dia sarotra be satria mandrapahatapitry ny Izao Tontolo izao tsy many ny hevitra sy ny zavatra tadiavina. Ny ahy izao miovaova isan'andro na isa-minitra akory aza.

13. Fiffi ( 27/05/2006 04:42)
izy koh ary tsy hita intsony , sady mametraka dinika nefa tsy misy fanazavana na de kely aza !
14. ikalakintina ( 28/05/2006 05:01)
Fiffi:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ngamba re ny tiany lazaina dia ny hanaovana présentation'ny tsirairay eto eh! na hoe zah zao mba te hahafantatra tsaratsara koakoa an'i pissoa dia hatao eto ny présentation de inona no tadiaviko aminy de inona no afaka omeko azy.
Na koa ohatra hoe zah mitady olontiana de lazaiko eto hoe zah ry zareo mitady an'i..... de zao no omeko azy :roll::roll:

mandinika ba mitsy njy fiffi an!, io mitry angamba no tadiaviny, fa ity izy tsy hita ty ndray ko!8O8O8O8O
15. Fiffi ( 28/05/2006 05:21)
ikalakintina: :-D:-D:-D mba mitady akia zah hoe inona marina aza no tiany lazaina ? :-D:-D:-D:-D
16. Fiffi ( 28/05/2006 05:22)
ikalakintina: zany no halehany akia rehefa be resaka an! zah io an ! :-D:-D:-D:-D:-D
17. ikalakintina ( 28/05/2006 05:57)
tsra be ka!, fa angamba ho tadiavina manokana njay ilery io fa tsy hita popoka!:(:(:(:(:(:(
18. Fiffi ( 28/05/2006 19:44)
nanjavona marina....
19. ikalakintina ( 28/05/2006 20:17)
tsimatimanota a!, sao de mba atao loateny ery ambony ary we aiza, tsimatimanota!
20. Fiffi ( 29/05/2006 04:49)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2812