FIFANKALALANA

21. tsimatimanota ( 29/05/2006 09:38)
MISAOTRA ANTSIKA REHETRA
IZANY HOE NY HEVITRA AMBARA IZANY DIA ASIANA
FAMPIDIRANA, FAMELABELARANA, AARY FAMARANANA
DIA VOABOASANA HOATR'IZAO AVY EO
DIA MIRARY FAHAZOTOANA HO ANTSIKA REHETRA
OROKA
22. pissoa ( 29/05/2006 09:49)
fasaly:

pissoa kou de mitady fanazavàna foana!!!!!:roll::roll::roll::-D:-D:-D
Ka tsy azoko aza koooooo :{ sady zah ve mba miala voly no ataoko eto de mbola hiasa saina eo ihany fa tsy aleoko mitady fanazavana fotsiny :-D:-D:-D:-D:-D


23. pissoa ( 29/05/2006 09:53)
Fiffi:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ngamba re ny tiany lazaina dia ny hanaovana présentation'ny tsirairay eto eh! na hoe zah zao mba te hahafantatra tsaratsara koakoa an'i pissoa dia hatao eto ny présentation de inona no tadiaviko aminy de inona no afaka omeko azy.
Na koa ohatra hoe zah mitady olontiana de lazaiko eto hoe zah ry zareo mitady an'i..... de zao no omeko azy :roll::roll:
Hihihi, zah njay wa no tonga tadidin'i Fiffi :-*:-*:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 29/05/2006 10:41)
pissoa: ka ndry akia pissoa koh! mora tadidy anie eh! sady zany poissoa kely zany ve akia tsy hafinaritra sy mora tadidy ? :):-*:-*:-*:-*
MISAOTRA ANTSIKA REHETRA
IZANY HOE NY HEVITRA AMBARA IZANY DIA ASIANA
FAMPIDIRANA, FAMELABELARANA, AARY FAMARANANA
DIA VOABOASANA HOATR'IZAO AVY EO
DIA MIRARY FAHAZOTOANA HO ANTSIKA REHETRA
OROKA
tsimatimanota: tena vao maika tsy mazava le resaka :roll::roll:

25. MTN ( 01/06/2006 12:55)
tsimaintsy-manota: mahakamo be le FAMPIDIRANA, FAMELABELARANA, ARY FAMARANANA, tsy aleo tonga de ny voamasony no potserina?
26. Fiffi ( 01/06/2006 19:13)
27. MTN ( 02/06/2006 17:28)
hi hi hi, be voamaso an
28. Fiffi ( 02/06/2006 18:38)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1473