sipa milay

1. Dezy ( 24/05/2006 08:32)
Nisy sipa nanao vokansy tao paris tao ,nijanona herin'andro de nde hody.Tonga tao @ aeroport de nafarana tsara we etsy @ ry porte ry ndry miditra ,de tadidio fa manao escale ray ihany ao afrika zay vao tonga any dago.De namaly le sipa, zany ve de tsy fantatro é.Kinanjo tonga tao afrika ,nampidina entana doly ny olona de varina be le sipa;aiza aza za zany???No jereny olona efatra sisa no hitany nampidina entana sady efa nde hidina.Lasa izy teo @ varavarana no sady nosakanany lé olona no sady nitomany izy .
Eo moa é mba ataovy escale moa eto.
répondu par dadabe le 30/05/2006 06:05
2. dadabe ( 24/05/2006 08:43)
tsy azoko :roll:
3. Fiffi ( 24/05/2006 08:49)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. Fanja1 ( 24/05/2006 08:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. sasa ( 24/05/2006 09:04)
:-D:-D:-D
6. dadabe ( 24/05/2006 09:10)
:evil::evil:
7. sasa ( 24/05/2006 09:12)
:-Din indray no mahatezitra an'i dadabe za ve?:-D:-D
8. Fanja1 ( 24/05/2006 09:32)
tezitra izy fa faly daholo tsika :P
9. mamzelkely ( 24/05/2006 09:34)
:-D:-D
10. dadabe ( 24/05/2006 09:41)
:evil::evil::evil: ka efa hoe tsy azoko le resaka raha vao asina teny frantsay , tena marina anie izany e :evil::evil:
11. Fanja1 ( 24/05/2006 09:53)
dadabe kou ou... teny any @ kelimaso ihany ve? za tsy mahay :P
12. Achia ( 24/05/2006 10:01)
zany hoe raha azoko tsara de tsy avion tokony andehanany no nidirany ;de tsy nisy escale
13. Mifenty ( 24/05/2006 10:13)


teneno ry Dezy oe aiza ho aiza le mapmé fa tena mod mimé doly le oul a


tsy azo tsy araka tsy hay tsy hita oe efa mimé v

:-D:-D:-D:-D
14. sasa ( 24/05/2006 11:23)
mifenty sy dadabe tssssssssss izany ve d tsy azo e :-D:-D:-D
15. mamzelkely ( 24/05/2006 12:06)
miverina njay ny aretin reto ry sasa aa miampy kely an papa io de tena complet le ts fahazoana y a un an ngamba zay klé :roll::-D:-D
16. onjah ( 24/05/2006 12:42)
za koa ry zareo tena tsy mahazo an.
Marina izany e.
sa ve diso porte izy tany paris dia avion hafa nonoraisiny :-)
17. Liebe ( 24/05/2006 12:47)
:roll: 8O
18. pissoa ( 24/05/2006 13:40)
Zah kou tsy mahazo kle 8O
19. fasaly ( 24/05/2006 15:33)
dadabe:

tsy azoko :roll:



mody try mahazo eo bedada anefa izy no tena be escale rehefa hody any dago! miasy anzany mi escale elabeuh ao la frantsa zany aza kou!:roll::roll::{:{:{
20. ikalakintina ( 24/05/2006 19:44)
za saika tsy naazo:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0823