sipa milay

21. sasa ( 25/05/2006 03:35)
bus 144 no mankany mahazo rehefa tsy mahay doly :-D:-D:-D:-D
22. fasaly ( 25/05/2006 06:49)
zà kou saika tsy nahazo:roll::-D
23. fasaly ( 25/05/2006 06:52)
otran'ny hoe misy oul miaraka mianga maka bus aminao ohatra ao am 67ha pour destination anakely, i sipa milay miala any analakely fa lay oul ray miala ao mahamasina, de rehefa niala tao mahamasina lay ou ray de hoy i sipa milay hoe any analakely mou no miala e! sady sakanany lay ramatoa:roll::roll::roll: mazava ratsy veuh??????:oops::oops::oops:
24. pissoa ( 25/05/2006 14:22)
Mbola tsy azoko ihany :?

Dezy aaaaaah, io mba azavao :roll:
25. fasaly ( 25/05/2006 14:34)
:roll::roll::roll::roll:tena fanina zà:{:{:{:{:-D
26. bellla ( 25/05/2006 19:25)
:-D:-D:-D zah alou mahazo e
fasaly: tandremo ndry sao fanina lotra ka mianjera an!
dadabe: alaivo le esclier nanaovana scale de azo e!:-D:-D
27. mamzelkely ( 26/05/2006 06:09)
fasaly le tatarainjy le izy mbola vô maika mampné =))=))
28. Dezy ( 26/05/2006 07:53)
zao aza éé.nde hody io sipa io de de wé aterina eny @ porte tokony hidirany,de tsy nety fa wé za nga tambawax fa haiko zany ,kanjo diso varavarana izy,de mbola any borkinafaso lé sipa atramin'izao:-w:-w:@:@
29. lapino ( 26/05/2006 12:29)
Za koo tsy mahazo kle!
Fa aiza am'le sipa hono no asainy atao escale? :-w
30. bellla ( 26/05/2006 13:26)
31. watafon ( 26/05/2006 14:09)
:roll::roll::roll::-w:-w:-w tsy azo tsy araka tsy mazava !
32. fasaly ( 26/05/2006 14:13)
:-D:-D:-D:-Ddezy: niova njay nge zany fandehan'ny resaka zany ez!:-D:-D:-D:-Dtena manambàka beuh ny mpamaky mahintsy.....zay tokoa no mora ahazoana azy an!:-D:-D:-D
33. fasaly ( 26/05/2006 14:14)
mamz: ka lay izyange sipa milay e!:roll::-D:-D:-D
34. pissoa ( 26/05/2006 14:19)
Dezy, meci :-* de =))=))=))

Zah zao efa mahazo fa zah kloo tsy hanazava eeeeeee :roll:
35. fasaly ( 26/05/2006 14:24)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::x
36. pissoa ( 26/05/2006 14:29)
Tezitsa fasaly kle. Ito akia no azoko sy mampme ahy an
Dezy:

zao aza éé.nde hody io sipa io de de wé aterina eny @ porte tokony hidirany,de tsy nety fa wé za nga tambawax fa haiko zany ,kanjo diso varavarana izy,de mbola any borkinafaso lé sipa atramin'izao:-w:-w:@:@

=))=))=))
37. fasaly ( 26/05/2006 14:32)
pissoa: ka io an'i dezy io version hafa mintry nge e!:roll::roll::roll: de voambàka eto zay try mahazo zany:?:-D
38. pissoa ( 26/05/2006 14:36)
Ka zah kou tsy mbola mahazo an'le volouany fa io no azoko de mime kloo zah kou :-D:-D:-D
39. fasaly ( 26/05/2006 18:27)
de rehefa tambawax zany de aza mandalo any borikinafaso e!:wink::wink:
40. sasa ( 27/05/2006 05:51)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077