Misy magasin na prothèse auditive ve any Dago ?

1. Rafotsy ( 23/05/2006 15:55)
Tonga aty 2 volana ny rafozako ka tianay hividianana appareil auditif !
Rehefa naka renseignements izahay dia mila 3 na 4 mois eo momba ny adaptation n'ilay apparei ! Izy anefa 2 mois fotsiny no mijanona aty , ary tsy azo prolonger na !
Ka mihevitra izahay hoe vidina aty ilay prothèse dia any an -tanana izy no manao ilay adaptation , ka azo atao raha toa ka misy prothèsiste any amin tsika !
Ka mba misy namana ao Tana ve afaka manomé renseignements ary raha misy n° de téléphone vao maika tsara !
Dia misaotra mialoha e !
répondu par Rafotsy le 29/05/2006 11:25
2. Fiffi ( 24/05/2006 04:01)
tena tsy mahafantatra , fa asa i wata angamba mety mahafantatra fa izy tsinona mpitsabo any :)
3. Rafotsy ( 24/05/2006 04:09)
Misaotra aky Fiffi ! Rehefa tsy mahazo valiny aho dia andefasako mp angamba izy !
4. Fiffi ( 24/05/2006 07:47)
Rafotsy: avereno ao @ dinika fahasalamana fa ao manko misy dokotera sady any dago , i watafon de ao koa i toubib afaka tsara mamaly anao fa mety tsy hitany ny teto an! :):-*
5. Rafotsy ( 24/05/2006 12:19)
Fiffi : misaotra betsaka fa ho averiko any , marina mihitsy ny andry :-*
6. watafon ( 26/05/2006 13:59)
Rafotsy:tokony hisy aloha raha ny fahafantarako azy e!efa misy ze ilaina rehetra aty zao e! fa le toerana ahitàna azy zao no mbola hojerena kely d holazaina eto ihany e!
7. Rafotsy ( 26/05/2006 17:26)
Misaotra anao be bia be namaly ! Tena manana namana marina !

8. watafon ( 29/05/2006 08:33)
slt! tsy misy isaorana zany k ! zay no ilàna ny namana ange e! jereo fa alefako mp any e! :-*
9. Rafotsy ( 29/05/2006 11:25)
Efa voaraiko ilay mp fa dia saotra betsaka !:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.463