Vady "blonde"

1. Samoana ( 23/05/2006 12:53)
Mbola ilay blonde fantatr'i Ravakamalala ihany ity mitantara @ namany ity:lol:

-Tratrako teo @ canapé niaraka t@ Charline anie akia i Mà t@ zoma e !
-Andrekaky ô! Vady tsy mataho-tody koa ny an-dry izany.Vonoiko any raha zà...
-Tsy taitra ndry fa nataoko nahalala ny anarako akia a! Ny ampitso ihany dia efa...namidiko ilay canapé!
répondu par sasa le 25/05/2006 03:36
2. mandrindra ( 23/05/2006 13:03)
:-D:-D, ho lafo daholo ny entana raha izao no mitohy
3. booboo ( 23/05/2006 13:08)
:-D:-D
4. pissoa ( 23/05/2006 13:23)
=))=))=))
5. mamzelkely ( 23/05/2006 13:27)
=))=)) ts nampiziko iny klé =))=))
6. ravakamalala ( 23/05/2006 13:33)
:-D:-D:-D
7. dadabe ( 23/05/2006 13:49)
tsy azoko le resaka :roll:
8. rebecca ( 23/05/2006 14:28)
:roll:
9. ravakamalala ( 23/05/2006 14:56)
dadabe io an! sur aho fa blond!:-D:-D
:@:@
10. pissoa ( 23/05/2006 15:31)
ravaka, njy ty an =))=))=))=))=))=))=))
11. totofy ( 23/05/2006 15:40)
:-D:-D=))=))=))=))=))=))
12. Bariry ( 23/05/2006 17:44)
=D=D=D=D=))=))=))=))=))=))=))=))
13. vale ( 23/05/2006 21:08)
Samoana:

Mbola ilay blonde fantatr'i Ravakamalala ihany ity mitantara @ namany ity:lol:

-Tratrako teo @ canapé niaraka t@ Charline anie akia i Mà t@ zoma e !
-Andrekaky ô! Vady tsy mataho-tody koa ny an-dry izany.Vonoiko any raha zà...
-Tsy taitra ndry fa nataoko nahalala ny anarako akia a! Ny ampitso ihany dia efa...namidiko ilay canapé!
samoina>> :-D izany tokoa dia hoe"blonde" marina, f'angah na tsy eo aza ny canape zany dia tsy hoafaka ....izy roa? @zay indray izy falifaly ery miteny hoe nataoko nahalala ny anarako? ,,nahalala ny anarany marina ry zareo:-D:-D:-D:-D=))


14. vale ( 23/05/2006 21:10)
=))=))=))=))=))=))=))
15. fijo ( 23/05/2006 21:25)
raha mba za le bandy dia sambatra kle
16. sasa ( 24/05/2006 03:53)
=))=))=))=))=)) indray no tsy hitako
fijo ahoana rampitso indray eo ambony latabatra an :-D:-D
17. mamzelkely ( 24/05/2006 04:59)
fijo kozy aa hihihi tsara kosa zany :-D:-D:-D
18. sasa ( 24/05/2006 09:06)
:-D:-D:-D
19. dadabe ( 24/05/2006 09:14)
:evil::evil::evil: hummm:-w:-w
20. Mifenty ( 24/05/2006 10:21)


o lty e, moramora iany lisany am le resaka blondasse

fa ny jo ako né lty ka blonde e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6053