Vhv sy ny "INFIDELITE"-ny

1. amleoui ( 23/05/2006 09:03)
Za d mahita fa maro n vhv(...sasantsasany) no tena infidèle noho ny lhl(mody oe n lhl no tena mampirafy) na manambady na tsia indrindra moa any am-piasana any... dia ts mionona @ bandy iray, de av eo n lhl foana no omena tsiny!
répondu par raphael16 le 13/01/2016 18:45
2. mandrindra ( 23/05/2006 09:15)
tsy blema izany fa ifanaovana io e
3. pika ( 23/05/2006 09:19)
raha tsapany fa tia sy manaja ary mikarakara azy nareo lhl dia tena tokampo oh ny siny izy
fa raha ..... ve nareo dia tsy maintsy hoe zay zany
matetika anefa ny lhl no tena tsy mahazaka rehefa atao nefa :evil:
4. Ragadona ( 23/05/2006 09:24)
Raha toe tsaina fifaninanana foana oa no itondrana ny fiainana dia tsy maintsy hoe ho any an kady ihany ny farany. Efa milomano ao anaty rihitra maloto ve ohatra ny iray dia hoy koa ny iray hoe mba handoto tena koa aho fa maninona ianao no manao maloto.... asa alo
5. victime101 ( 23/05/2006 09:25)
Aza dia généralisé-na kosa e , fa io dia tsy hifanomezana tsiny io fa ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha!

Maninona no mampirafy ny vehivavy iray? maro no antony ...mety tsy ampy tambitamby ,mety tsy fananana,sns...Jereonao fa nahoana ary misy ohatra vehivavy manan-karena be nefa ny chauffeurny no iarahany ny antony mety maditra ilay vadiny sns...
Ny lehilahy sy ny vehivavy mantsy tsy mitovy e mila kolokoloina matetika toy ny voninkazo mila compliments etc...
izay ny ahy aloha fa mety misy manana hevitra hafa!!
6. mandrindra ( 23/05/2006 09:30)
io koa anie filana firaisana aranofo fotsiny koa ny antony e.
7. booboo ( 23/05/2006 09:34)
refa mampirafy ny vevavy dé sitrapony zay. Manaiky hiaraka aminy koa lé lhl dé sitrapo ny azy. Samy ifanaovan-dreo io e !

8. zoklbfkfk ( 23/05/2006 10:13)
amleoui : hoatrany misy fahamarinany tokoa le izy an!ny tena mandreraka dia rehefa eo imasonao lay vehivavy dia jomoka ery mampiseho 'zao teny mamy rehetra izao nefa rehefa takona kely amin'izay dia mifampicharme amin'izao mpiara miasa lehilahy rehetra izao. :evil:
9. ravakamalala ( 23/05/2006 10:20)
ka inona no tian i zoklbfkfk? eo imason ny lhl-ny izy no handeha hi charme? aiza kosa e!
10. toovs ( 23/05/2006 10:37)
pika:

raha tsapany fa tia sy manaja ary mikarakara azy nareo lhl dia tena tokampo oh ny siny izy
fa raha ..... ve nareo dia tsy maintsy hoe zay zany
matetika anefa ny lhl no tena tsy mahazaka rehefa atao nefa :evil:

tsy mahazaka ny lehilahy satria tsy natao am zany ry zareo. ny vehvav koa natao ho endrika sy fakan-tahaka fa tsy natao ho ratsy. ny lehilahy koa ange manana ny sensibilité ny e. raha tsapany fa sambatra koa izy ao am fiarahany am vevav ray de inona no interet handehanany sy hitadiavany zavatra hafa etsy sy eroa. Ny mahagaga ange de ny vehivavy mahazo bandy bonaika be sy hendry b no tsy mahay miaina de irerny bandy bonaika b ireny no mijaly avy eo satria tsy manana an'ilay toe-tsaina hitady etsy sy eroa ka de mionona am vevav ray, de refa mahita sinema ataon'ilay vevav de tsy miritreritra hoe zah koa manao ka tsy raharahako izany fa na misaraka ary zah manana olona milay hafa koa.Nefa ra tsy bonaika be izy d tokony ho faly satria tokony ho eritreretiny fa occasion iray hialana am le vevavy am fomba madio zany ka de manana ny rariny izy hifindrana amin'ny vehivavy vao². hi hi hi! tsra le vevav mampirafy an. enga anie hampirafy daôly ny vevav de tsisy tsony le hoe lelah mampijaly vevav satria samy mandeha etsy sy eroa.sa ahoana!

11. toovs ( 23/05/2006 10:41)
mandrindra:

tsy blema izany fa ifanaovana io e

ahitsiko kely. "raha ifanaovana" no tokony hoteneninao fa tsy hoe "fa ifanaovana". Mampiova zavatra be manko io satria enao manko sahala ny miteny hoe n'izan'iza lehlah n'izan'iza vevah de mampirafy daôly. sa v tena izay no hevitrao

12. toovs ( 23/05/2006 10:43)
Ragadona:

Raha toe tsaina fifaninanana foana oa no itondrana ny fiainana dia tsy maintsy hoe ho any an kady ihany ny farany. Efa milomano ao anaty rihitra maloto ve ohatra ny iray dia hoy koa ny iray hoe mba handoto tena koa aho fa maninona ianao no manao maloto.... asa alo

toe-tasaina mety sy masina tsara ny anao. sty aleo tokoa ve fifaninana mankany am fahamasinana no atao fa tsy mankany am fijangajangana e. le vevav sasany manko toa tsy mahatanty ny zo omena azy ka lasa manaonao foana fa tsy mahay mandanjalanja

13. toovs ( 23/05/2006 10:50)
victime101:

Aza dia généralisé-na kosa e , fa io dia tsy hifanomezana tsiny io fa ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha!

Maninona no mampirafy ny vehivavy iray? maro no antony ...mety tsy ampy tambitamby ,mety tsy fananana,sns...Jereonao fa nahoana ary misy ohatra vehivavy manan-karena be nefa ny chauffeurny no iarahany ny antony mety maditra ilay vadiny sns...
Ny lehilahy sy ny vehivavy mantsy tsy mitovy e mila kolokoloina matetika toy ny voninkazo mila compliments etc...
izay ny ahy aloha fa mety misy manana hevitra hafa!!



samy olombelona manana ny fomba fijeriny ny fiainana sy ny fahasambarana ny sex roa e. ny lehilahy koa ange raha safononoka am zavatra tadiaviny am vevav iray de tsy adala izy ka hitady vevav hafa e. Ny lelah koa anga ataonao tsy manana ny zavatra ilainy sy ny mahasambatra azy fa ny vevav foana.
Enao ary ve efa nahita voninkazo niantso lolo hitety azy sy haka ny mamy ao aminy e.
ra ny hevitrao de tsy voninkazo zany ny vevav ka hoe hokolokoloina.
sady izao , naturellement koa ny lelah tsy de voasintona any am voninkazo loatra fa zavatra hafa.
sao de mba tokony hanao lesbienne ary zany ny vehivav de am zay mifampikolokolo e.
zah tsy miteny hoe tsy tokkony hijery izay mba tian'ny vevav ny lelah fa tokony hifampijery an'izay mahasoa ny fiarahana fotsiny ny tsiray² de am zay zavatra reciproque le izy e. De mba any am-paradisa no iafaran'ny fiarahana.
sa ahoana?
14. tsanga ( 23/05/2006 11:15)
Tsisy lehilahy mahazaka izany fa aza be resaka eo daholo e ry zareo vehivavy no miforita fa tia fa ny bandy mipitsika
15. sareraka ( 23/05/2006 11:26)
marina dôly izany e fa izao ny vehivavy dia ny ao antsainy voalohany dia resaka tambitamby ,calins,...misy fiteny vazaha manao hoe mieux vaut rien que mal accompagné ...
inoako fa mahafoaka zavtra be io teny io toy ny éponge
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
16. mandrindra ( 23/05/2006 11:28)
toovs:

mandrindra:

tsy blema izany fa ifanaovana io e

ahitsiko kely. "raha ifanaovana" no tokony hoteneninao fa tsy hoe "fa ifanaovana". Mampiova zavatra be manko io satria enao manko sahala ny miteny hoe n'izan'iza lehlah n'izan'iza vevah de mampirafy daôly. sa v tena izay no hevitrao




io mihitsy ny tena hevitro ka. raha mbola olombelona mandainga izay tsy manampitiavana maro.
17. poupousa ( 23/05/2006 12:19)
tsotra be le izy amiko fitiavana daholo no fototra amin fiarahan lahy sy ny vavy ka anjaran'izy roa no mikolokolo ny fitiavany am fomba maro mba tsy ho faty ka rehefa voahaja ny fitiavana de tsy misy mampirafy.
tsy misy afaka mamaritra mazava hoe ny lhl na vhv no tena mpampirafy fa zava-misy io.Ny FITIAVANA ihany no mitondra an'io
18. Zina ( 25/05/2006 19:00)
oy i tsanga:

Tsisy lehilahy mahazaka izany fa aza be resaka eo daholo e ry zareo vehivavy no miforita fa tia fa ny bandy mipitsika


zany an?
19. pika ( 26/05/2006 03:56)
ireny lhl mody bonaika be ireny indrindra anie ry toovs no manafitoetra e
ny vhv koa mila an'ilay maherihery setra kely sy .....
ny lesona tsara indrindra dia rehefa samy tia dia mifanaja tanteraka fa raha io fampirafesana io no manjaka tsy aleo ve ho samy libre e
20. fasaly ( 26/05/2006 04:14)
marina zany ry pika a! :-D:-D:-D:-D:-Dtena hainjy mahintsy:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3087