Vhv sy ny "INFIDELITE"-ny

21. dadabe ( 26/05/2006 11:16)
:roll::°):°)
22. Fiffi ( 27/05/2006 06:31)
hummmmm ! resaka infidelité indray ny ato.....

-Aza generalizena fotsiny ry zareo aahh!! misy ny mampirafy , na lhl io na ny vhv . Ny conscience-n'ny tsirairay no mitondra an'io .
-Ny fitiavana ve hoy nareo no mitondra an'io ? hoy aho hoe "tsia" !! matoa mampirafy ny olona dia ao raha......
-Na izany aza dia hitodihana koa ny didy folo .
23. vale ( 27/05/2006 20:49)
mandrindra:

io koa anie filana firaisana aranofo fotsiny koa ny antony e.
8O ho an'ny lhl ngamba izany ry mandrindra:idea: fa izahay vhv rehefa tia dia tena tia, fa ny lhl "olon'ny saina" hoy ny fitenenana, ka na dia efa manana izao aza ary manaja sy tia tena tia ilay vhv dia lasa mitady hafa foana, misy mihintsy aza miteny hoe "leo vomanga letsy fa mba hanandrana mangahazo kely indray aloha à"8O, aiza ve dia sakafo 1 iny foana no hohanina tsy hakaleo8O",:-D:-D dia tena mahavariana mihintsy :roll::roll:

ny vhv indray "olon'ny fo" izany hoe ny fo no mibaiko ilay fitiavana fa tsy ny saina (tsy ny rehetra nefa an, fa misy dia misy tokoa ny vhv pire lavitra noho ny lhl aza! > resaka sexe io ;-))

fa kosa,,matoa ny vhv mitady any an-kafa dia tsy manana tanjona hoe "hilalao" na "hifaninana" araka ny tenin'ny namana 1 ery ambony;-),na koa hoe resaka sexe zany ftsn : misy ny tsy ampy tambitamby ohatra,na ataon'ilay lhl fitaovana hikarakara ny tokantrano ftsn,na koa mal traitée,, sns, sns,.. fa tsy ao anatin'io kosa ny vhv an! (@ ankapobeny ny tiko tenenina!):wink::wink:


24. vale ( 27/05/2006 20:59)
fiffi: marina koa ny andry io, tsy mety izany mitia olona betsaka izany, "iray ihany dia iray", izay no tena fitiavana,,, mba lasa ihany ny eritreritro hoe tsy génée ve ireny ol mitia ol 2 na + ireny ( ny conscience ny)? toa tsy mety takatry ny saina mihintsy hoe tena fitiavana ve izany? sa fitiavan-tena?:-w,, nefa ange ny fo tokana (1) monja e.:D
25. vale ( 27/05/2006 21:04)
pika:

ireny lhl mody bonaika be ireny indrindra anie ry toovs no manafitoetra e
ny vhv koa mila an'ilay maherihery setra kely sy .....
ny lesona tsara indrindra dia rehefa samy tia dia mifanaja tanteraka fa raha io fampirafesana io no manjaka tsy aleo ve ho samy libre e
pika>:-D dia mba miara-mitsingidingidina ao daholo zany ry zareo koh!;-) :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


26. vale ( 27/05/2006 21:14)
sareraka:

marina dôly izany e fa izao ny vehivavy dia ny ao antsainy voalohany dia resaka tambitamby ,calins,...misy fiteny vazaha manao hoe mieux vaut rien que mal accompagné ...
inoako fa mahafoaka zavtra be io teny io toy ny éponge
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
:-D:-D marina zany re ry sareraka à:-D,ary tiko be mihintsy io teninao io hoe mieux vaut rien que,,,,,,:-* ;-)


27. mandrindra ( 30/05/2006 13:44)
vale a, tsy ny lehilahy ihany no manoa an'io aleo mba hiova kely fa aiza no dia kaly mitovy foana. ny antony dia noho ny fivoaran'ny fiaraha-monina, izay tsisy mahadiso azy. taloha rehefa resaka firaisana arnofo dia ny lehilahy ihany no lazaina mahita fy. ankehitriny ny vehivavy dia efa maro no milaza fa misy fafiny na tsia ny firaisana arakaraka ny partnera. dia izay fomba fisainana izay no mitarika any amin'ny filana ara-nofo na lahy na vavy, mbô te hanandrana zavatra hafa.

sady tsy lalao io no tsy fifaninanana fa araka ny anarany hoe filana, izany hoe fakana tsirony. dia mbola averiko ihany fa na lahy na vavy dia samy mila an'izany avokoa.

marina fa ao ny antony hafa mampandeha ny ol iray, tsy ampy tambitamby, safosafo, haja ..., nefa tsarovy fa ny fiarahan'ny vavy sy ny lahy dia tsy maintsy io firaisana io no antony voalohany. tsy mbola naheno aho hoe tara amin'ny ol iray ny ol iray, na lahy io na vavy, noho ny toetrany. ny fiandohana dia ny vatana sy ny nofo ihany.

ka io amiko mahazo manao an'io daholo na lahy na vavy, izany akory tsy midika hoe tsy maintsy manao, fa malalaka.
28. vale ( 30/05/2006 21:14)
:-D:-D:-D,,,,:wink:
29. vale ( 30/05/2006 21:16)
mandrindra, ka le fomba fitenindry zareo azy nge mampa:twisted:be eh,:-D:-D, tsy taitra akory ny sasany miteny an'le izy,;-) :-D:-D:-D
30. mandrindra ( 01/06/2006 13:21)
vale, aleonao ve ilay tonga dia mano azy toy izay ilay miteny ?:-D:-D
31. deghany ( 02/06/2006 09:21)
pika:

ireny lhl mody bonaika be ireny indrindra anie ry toovs no manafitoetra e
ny vhv koa mila an'ilay maherihery setra kely sy .....
ny lesona tsara indrindra dia rehefa samy tia dia mifanaja tanteraka fa raha io fampirafesana io no manjaka tsy aleo ve ho samy libre e


=))=))=D:@marina v???????????

32. vale ( 04/06/2006 11:55)
mandrindra:

vale, aleonao ve ilay tonga dia mano azy toy izay ilay miteny ?:-D:-D
an,an, samy trisy tiko:-D


33. mandrindra ( 05/06/2006 09:33)
aza manao an'izany vale a, efa andron'ny fahalalahana izao :-D
34. Fiffi ( 10/06/2006 06:51)
:-D
35. poly ( 21/06/2006 17:19)
vevavy vevavy ihany ary ny kofa de kofa ihany fa zay vo manodidina eh,f'aza mba tratrany ihany toi zay nanao azy io fa de hataotao,ny sipa letsy miaritra refa tena tia fa aza tratrany ùmampirafy fa tsy hataty azy refa hatao de vis versa ko ho an'ny kofa eh
36. raphael16 ( 13/01/2016 18:45)
matoa misy io zavatr io dia misy ny fahabangana, nefa kosa na lehilahy na ny vehivavy dia samy ahitana io toetra io,ka tsy hoe ny lehilahy no ratsy na ny vehivavy no ratsy fitondratena fa miankina amn'ny tsirairay io. raha ny lehilah no tia ny mampiraf nahon no ahitana vehivav eny amin alina manao ny ainy ho fitadiavan fahafinaretana, dia ho anatin ts fisiana daholo ve sa fitadiava mamy fotsin? rah ny lehilah aloh dia ahitana io toetr io satr izy anie manana ny zo hitady sipa nefa ts midik hoe ilana dahol izay mandalo eo alohanao,
mba hisorohana io zavatr io ary inon no tokon hatao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6074