Ankamatatra

1. Simpona ( 19/05/2006 14:02)
Inona ary no maha samihafa ny slipo talha sy slipo am 'zao???:?::roll:
répondu par dadabe le 23/05/2006 14:41
2. fasaly ( 19/05/2006 14:20)
in klou zany talha e!????:roll::roll::-w:-w:-D
3. lemenakely ( 19/05/2006 14:33)
ny taloha ny ravin-damba no nanakona ny takolaka
ankehitriny ny takolaka in1 no manafina ny lamba
izany hoe silipo be ny taloha
izao efa string
4. mandrindra ( 19/05/2006 14:39)
zao koa efa misy silipo azo hoanina
5. lemenakely ( 19/05/2006 14:41)
jereo tsara fa ny takolaka no manafina ny lamba:-D
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28306.htm

sa zavatra hafa mihintsy?
6. Fiffi ( 19/05/2006 14:48)
string re zany eh! :-D:-D:-D
7. Simpona ( 19/05/2006 15:01)
Lemenakely =D=D=D
Ni Taloha sokafana ny slipo de hita ny vody, fa zao sokafana ny vody de hita ny slipoo^o :-D:-D:-D
8. fasaly ( 19/05/2006 15:17)
efa ela ihany nge zany zavatsa zany e!:wink:
9. fasaly ( 19/05/2006 15:18)
tsy marina zany kaika kouu! taloha tam andro fahagola , ny salaka no nanaovana ary tena lamba ankifatotra fotriny de misisika beuh de ny takolaka miahy beuh am hainandro teo! tsy tadidinareo veuh reny:roll::wink::wink:
10. fasaly ( 19/05/2006 15:20)
fa tsa tekoi aloha io string misy elatrelatra beuh io e!8)
11. Simpona ( 20/05/2006 06:24)
mandrindra> awôn ndray zany slipo azo wan zany??? tsy slipo à jeter zany fa à bouffer :-D:-D:-D
sao de sakafo miendrika slipo zany fa tsy silipo vita am sakafo?? ny iray mantsy tonga de wann fa tsy anaovana, fa ny iray anaovana de avy eo ...???:-w:-w :miam::miam::miam:
12. watafon ( 20/05/2006 06:49)
sambos zany angamba kle !
13. pissoa ( 20/05/2006 06:52)
wata =))=))=))
14. watafon ( 20/05/2006 07:01)
:-D:-D:-D
15. dadabe ( 20/05/2006 07:02)
humm ary mifanao fotoana Wata sy pissoa le :roll::roll: de miresaka sambos :-w , de aveo mitsiky le razazavavy :-w:roll:
16. pissoa ( 20/05/2006 07:06)
Elah wa diso taranja ... tokony nanao detektiva fa tsy ... :-w:-w:-w
17. watafon ( 20/05/2006 07:07)
hita wa ry pissoa e ! tsss !!:-D:-D:-D
18. dadabe ( 20/05/2006 07:19)
:-D:-D:-D fa izany hoe :-w:-w:-w ...lasa njy mianatsa pissoa :evil: ouuuuupsssss hay wata eo kle azafady baina a:°)
19. Simpona ( 20/05/2006 07:20)
wata> Sambos asiana spaghetti zany ny tadiny :P:P sady mety misy sambos am le misy hena s misy trondro
'zany ve tsy misolitika menaka b
=))=))=))
20. dadabe ( 20/05/2006 07:27)
:roll::roll::roll::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0781