Ankamatatra

41. Simpona ( 22/05/2006 07:45)
Ny slipon'nantira anie le lamaody talou e le mila pasohana:-w:-w ... sa ts'zany ry dadabe
Tsy efa enonareo ve le lamôdy am'zao nenaran' bebe e ??
:wink::oops::oops:
42. sweetia ( 22/05/2006 08:04)
ny silipon'antitra izany ve tsy manakano ny rehetra e manomboka any ankibo ka hatreo am-poto-pe :lol:
43. dadabe ( 22/05/2006 08:25)
:D:D:D esorika ve io izany ?:-w:-w

tsy misy mahazo mivoka izany eto fa aleo samy eto tsika

diams no volou mijery:-$ aveo rebecca zay vao pissoa

humm:-w:-w wata tsy lasa , lasa klou lah mivoka sipida fa tsss:°):°):-D:-D
44. mamzelkely ( 22/05/2006 12:47)
za ko mbô apisehoy ry dadabe aa :P :^):^)
45. diamondra27 ( 22/05/2006 16:43)
dadabe: 'zab tsy hijery, tsssss
'za angah no nanao demande teo moa? 'ze ifanarahanareo ao fa aza ampidirtina @izany aho an!:evil::evil:

ARY TOA TSY MIVOAKA INTSONY LE SARY NEFA EFA NESORIN'I REBECCA LE slipo
46. sasa ( 23/05/2006 03:20)
=))=))=))=))=))=)) resaka ankijery matosy=))=)) indray izany no malaza ato
47. kelly13 ( 23/05/2006 06:04)
za vizaka b hamaky hatrany amboalohany fa mba avereno hoe zany akamatatra zany!!! mouhahahaha
48. dadabe ( 23/05/2006 14:41)
kelly 13 toi ampisehoko manokana :wink:

diams :evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076