Fandefasana vola any Dago

1. xxx ( 16/05/2006 19:04)
Ho antsika mipetraka ivelan'ny Mada
Ahoana kay ny fomba fandefasana vola any Dago ankoatran'ny western union?
répondu par mandrindra le 30/05/2006 06:46
2. Fiffi ( 16/05/2006 19:19)
xxx: jereo aloha ity fa efa nisy dinika momba an'io tet an! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m442961fb5068a
3. diamondra27 ( 17/05/2006 08:40)
xxx: tsy maintsy mandalo aty amiko aloha fa za tsy maka % be loatra. Serieux io an!

de any @
madachange 12, rue de hauteville 75010 paris
Tél: 01.47.70.08.87
mbola maka vola ry zareo fa kelikely noho ny any @ western. De anontanio ny renseignements na jereo @ internet

le aty amiko aloha: de mbola mila resaka fa tsy voafetra le vola ;dia rehefa misy vola alefa dia ilazao mialoha aho.
Soraty any @ hafatra manokana any ambadika raha tena serieux. 'zay mananihany de mahazo ny daka tsy hita maso
4. mandrindra ( 17/05/2006 09:11)
diamondra27, hitan'ny fitombenana ve ilay daka tsy hitan'ny maso? :-D:-D:-D
5. xxx ( 17/05/2006 19:53)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 17-05-2006 13:40:18
Lohateny : Re : Fandefasana vola any Dago
xxx: tsy maintsy mandalo aty amiko aloha fa za tsy maka % be loatra. Serieux io an!

de any @
madachange 12, rue de hauteville 75010 paris
Tél: 01.47.70.08.87
mbola maka vola ry zareo fa kelikely noho ny any @ western. De anontanio ny renseignements na jereo @ internet

tena serieux ve fa za anie serieux e
6. Fiffi ( 18/05/2006 04:46)
tena serieux hono koh!
7. diamondra27 ( 18/05/2006 05:26)
mandrindra: ianao an! eo andramana de ho hitanao e!
fa le bol kosa aloha de narindranao tsara mihintsy hatr@ score e!=D=D=D=D

xxx: k'efa oe: serieux fa nareo ve ahoana e!
mananihany ve 'za eto e?

fiffi: f'hita ho'aho fa tsy matoky indray xxx
'za aloha tsy mpisandoka fa aoka hazava ny resaka e! de tanjemo koa sao dia mitondra vola sandoka 'nareo
8. Fiffi ( 18/05/2006 07:15)
hummmm ! :)
9. mandrindra ( 18/05/2006 09:20)
diamondar27, efa hitako tamin'ny talata hariva iny match iny ka :-D:-D
10. Fiffi ( 18/05/2006 09:36)
diamondra27:
fiffi: f'hita ho'aho fa tsy matoky indray xxx
indrisy fa na aiza na aiza tsy maintsy misy foana io tsy fahatokisana io !


11. booboo ( 18/05/2006 10:14)
ka sô gli eo kosa ny drala kouh ! :°)
12. Fiffi ( 18/05/2006 10:55)
booboo: marina ajia zany an!
13. mandrindra ( 18/05/2006 11:44)
booboo, hay ve mety maty ny vola e !! tsy haiko ndray zay zavatra zay :D
14. Fiffi ( 18/05/2006 12:15)
:-D:-D:-D vola borotra angamba zany kah! :-D:-D:-D
15. mandrindra ( 18/05/2006 12:18)
angah ireny manan'aina e ?
16. Fiffi ( 18/05/2006 12:51)
ountssss ! mandrindra koooo an! :-D:-D:-D mba vazi2 reh eh! :-D:-D:-D:-D
17. mandrindra ( 19/05/2006 09:04)
za tsy mba mivazivazy zany fa serie foana tsinn ka :°):°)
18. Fiffi ( 24/05/2006 03:37)
mandrindra: hummmm ! mba hasio vazi2 indraindray kosa eh! :)
19. mandrindra ( 30/05/2006 06:46)
an3, za hoa tsy mivazivazy zany mihitsy an :-D:-D:-D, rehafa izay dia izay :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2427