Mr RAMBO! .....
1. victime101
(
16/05/2006 15:38)
Izy no RAMBO aminy ,mahafantatra azy daholo angamba ny ankabeazantsika vao manonona io anarana io.
Mpanamory fiaramanidina nisotro ronono izy.
Nahery fo tokoa ilay ranamana ity t@ raharaha 1991 ,ary nahazo seza avy eo minisitry ny fitanterana .
Tsy dia hita loatra t@ 2002 asa inona no antony?
Mpanohitra ny fitondràna @ izao moa izy izao isan'ny lohandohan'ny mpisorona t@ meeting izay nitsefotra tao Mahamasina ,tao @ stade Antanimena ary teo @ 13 mai t@ desambra 2005.
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32765.htm

répondu par 4mimananelatra le 09/06/2006 08:05
5. majinikakely
(
17/05/2006 06:22)
efa vizana letsy lery ah
fa tsy haiko hoe inn no anton ilay lohahevitra fa tsy azoko mazava hi relancéna anazy v sa mbo ho fahatsiarovazna azy hihihihihih
hafa kosa ny taloha tamireny an lery ny tanana tadidio fa tamin ny nametrahana ny fandriampahalemana tany andranondambo no naha RAMBO an i lery satria d nirentirety teny amin ny ireo fitaovampiadiana mahery vaika fampiasan 'ny miaramila moa izany eh
fa raha izao mety colt 45 sisa zakany kah fa d mirary retraite milamina ho an Ingahy rainy aloha kosa e :wink::wink::wink::-P:-w

7. mandrindra
(
17/05/2006 07:42)
tamin'izany lery no rambo, zao rambony sisa, raha mbola misy tavela aza
10. Fiffi
(
17/05/2006 13:15)
mandrindra: fa maninona kay no hatao hoe Rambo ? nefa ny fahitako azy tsy musclé akory !
11. soanja
(
17/05/2006 13:20)
Za vao saika hiteny hoe firy ny olona navotany tamin'ny sandry be ary firy ny tamin'ny alalan'ny basy? Tokony ho mendrim-piderana ve izy sa inona no tokony ataontsika? Miala tsiny fa tena tsy mahalala na ny anaran'io rangahy io akory aho ary mbola tsy naheno ny nampalaza azy tany Dago. Mety efa ela loatra koa angamba ny naha taty andafin'ny ranomasina ahy.
13. marozevo
(
18/05/2006 20:19)
Daniel RAMAROMISA io ry zareo ah. Olona tena malaza tokoa izy io taloha na tamin'ny fanamoriana na tamin'izy niasa tao amin'ny radio Madagasikara. Avy eo izy anisan'ny mpitari-tolona tamin'ny 1991 araka io voalaza ao ambony io. Anisan'ny zavatra anankiray lehibe vitany ny SOS sud (1992), ary ny teniny nalaza tamin'izany dia ny hoe "Vous etes formidables". saingy raha ny fahafantarako azy dia olona natao ho mpanentana izy fa tsy natao hitondra. Anisan'ny nahasimba azy ny fandalovany tao amin'ny ministeran'ny fitaterana sy ny meteo.
Izay antony niantsoana azy hoe RAMBO kosa tsy dia haiko loatra.

14. fijo
(
18/05/2006 21:06)
za koa dia io voalazan'i marozevo io no ahalalako azy.
ary marina fa olona mahay manentna a izy,fa tsy mahay mitondra.ny mfm koa di atorak izay.

17. soanja
(
20/05/2006 00:32)
marozevo:
Daniel RAMAROMISA io ry zareo ah. Olona tena malaza tokoa izy io taloha na tamin'ny fanamoriana na tamin'izy niasa tao amin'ny radio Madagasikara. Avy eo izy anisan'ny mpitari-tolona tamin'ny 1991 araka io voalaza ao ambony io. Anisan'ny zavatra anankiray lehibe vitany ny SOS sud (1992), ary ny teniny nalaza tamin'izany dia ny hoe "Vous etes formidables". saingy raha ny fahafantarako azy dia olona natao ho mpanentana izy fa tsy natao hitondra. Anisan'ny nahasimba azy ny fandalovany tao amin'ny ministeran'ny fitaterana sy ny meteo.
Izay antony niantsoana azy hoe RAMBO kosa tsy dia haiko loatra.
Misaotra tamin'ny fanazavana. Izay vao tadidiko io olona io. Nalaza tokoa aloha izy ary tena nisy fotoana toa ho fanantenan'i Madagasikara izany izy satria toa tian'ny vahoaka ihany tamin'izany andro izany. Azo antsoina tokoa hoe Rambo izy raha izay.
18. fijo
(
20/05/2006 03:11)
za na dia tamin'ny 91 aza dia tsy nino loatra azy io,satria na dia nifampitana tamin'i tsaranazy aza izy,dia tsapa fa tena mitovy toetra amin'ity farany ihany koa.izany hoe ny toerana fotsiny no tiany nalaina,fa tsy hanova inona eo izy.
20. marozevo
(
21/05/2006 08:08)
Fa raha tsy nisy azy sy i Constant RAVELOSON (MFM) kosa aloha tsy tafita ny tolona 1991 eh. Iny no tokony ho fotoana tsara ho nandrosoantsika Malagasy, fa nosimbain'Ingahy Zafy Albert.