Mr RAMBO! .....
21. tangalamaitso
(
22/05/2006 04:49)
Raha ny fahafantarako ny "personnage" hoe "Rambo", t@ izay sarimihetsika mba efa hitako, dia olona matanjaka, mavitrika, matanja-tsaina, tsy mihemotra @ izao mety ho olana, tsy manaiky raha tsy tontosa izay andraikitra nampiandreketina azy, miaro ny rariny, marani-tsaina, ary toa saiky nandresy foana izy @ farany. Koa mitovy @ izay ve io olona resahinareo io, sa mitovitovy, sa toetra tianareo hananany ireo resahiko ireo? izany hoe "Idéal". "Personnage" inona no ilaintsika @ izao fotoana izao?
22. marozevo
(
22/05/2006 19:57)
Noheverina ho izany izy io, araka ny teny fanentanany tamin'ny 1991. Io "RAMBO" io anie tsy teny foronina eto fa efa nampiasaina tamin'izany eh. I Lery koa moa somary ddddk izay ihany... Tiany be ny antsoina amin'io surnom io...
Vous etes formidable !!!...
Vous etes formidable !!!...
23. tangalamaitso
(
23/05/2006 04:41)
Tandremo ary fa raha vao miova kely ny toerana hametrahana ny tsindrim-peo (accent) dia miova ny dikan'io anarana io an! Aza asiana tsindrim-peo ange any @ farany, dia ho hitanao e!
Hatramin'izao mantsy mbola asiantsika tsindrim-peo izy, dia toa mbola maha be resaka foana. Sao dia mba anaran'olon-kafa @ izay no tokony asiana tsindrim-peo.
Hatramin'izao mantsy mbola asiantsika tsindrim-peo izy, dia toa mbola maha be resaka foana. Sao dia mba anaran'olon-kafa @ izay no tokony asiana tsindrim-peo.
24. toovs
(
24/05/2006 06:39)
Fiffi:
mandrindra: fa maninona kay no hatao hoe Rambo ? nefa ny fahitako azy tsy musclé akory !
efa nisy nanazava teo ambony izany e
25. prime
(
24/05/2006 07:02)
Manitsy fotsiny fa tsy pilote izany mihitsy RAMBÔ fa mpanao gazety nalaza t@ izany.
Ny naha RAMBÔ azy dia physiquement izy no ohatr'io fa ara-tsaina sy tamin'ny fampiharana dia tsy azo nifanazavàna fa mbola henjana no ra8 aza. Ra8 mbola azonao hifampidinihina ihany indray2 fa RAMBÔ tsy azo iresahana akory. Tanteraho dia izay, fa maninona? izay fotsiny ary tsy ilaina valiana.
Izahay niasa tao amin'ny ministera nahita fa henjana izany olona izany an!
Ary RAMBÔ mihitsy tokoa no fiantsoana azy na an-gazety na aiza na aiza, fa tsy hoe surnom aty ambadika.

26. marozevo
(
24/05/2006 14:12)
Tamin'izy ministra koa, tsaroako, dia nisy fotoana novoriany ny mpiasa rehetra, fa nisy nitory azy tany amin'ny President (Zafy), hono. Nanjary fitsarana kely ny ministeran'ny varotra tamin'izay indray tolak'andro izay.
Asa tokoa, iza no mahita, mety efa mifindra ny tsindrim-peo ankehitriny.
Asa tokoa, iza no mahita, mety efa mifindra ny tsindrim-peo ankehitriny.
27. manantsoa
(
25/05/2006 15:11)
Tokony mba hotsaroana ihany koa ry Van Damn e( Jean Claude ) ! Ireny no tena beau gosse . Efa mba minisitra ihany koa .
tena mihomehy irery ny tena raha mahatsiaro ny fiainam-politika nolalovan'ity firenena ity.
Efa samy nandalo nandray andraikitra tao amin' ny fitondrana daholo ry zalahy ireo fa tsy nisy nahavita izay lazainy fa tsara tokony hoataon' ny mpitondra ankehitriny.

30. Achia
(
26/05/2006 19:18)
fijo:
prime,tena mpanamory izy taloha ka.sady nanao gazety koa.
ye t@ le RAMBO 3 iny izy nitondra helico sady mbola bokony be mitsy :°)
32. tangalamaitso
(
29/05/2006 10:10)
Mahay manindry bokotra maro isan-karazany izany ilay ranamana iny an! Ka mpanamory ts'inona ko! tandremo! :D:D:D:D:D:D:D
33. prime
(
31/05/2006 08:13)
Mpanamory izany izy e!:D
Ilay bokotra indray tsy haiko na, ilay ambony na ilay ambany fa mba mangataka fanazavàna misimisy...
:-D:-D:-D:-D
Ilay bokotra indray tsy haiko na, ilay ambony na ilay ambany fa mba mangataka fanazavàna misimisy...
:-D:-D:-D:-D
34. 4mimananelatra
(
09/06/2006 08:05)
ie marina pilote ingahy DANIEL RAMAROMISA fa irony avions à hélice no fitondrany fa tsy à réaction .