firefox finday

1. ds ( 13/05/2006 08:14)
répondu par lapino le 15/05/2006 09:55
2. vancleef ( 13/05/2006 08:56)
Misaotra betsaka an'i DocStrange efa elaela no henoko ireo portableapp ireo fa tsy misy fotaona aho mitady azy. Tsy i Firefox ihany no tiako notadiavina fa OpenOffice sy VLC dia hay ve efo feno ireo application portable tsy mila ny base de rgistre mandreraka intsony
3. Fiffi ( 13/05/2006 09:11)
humm ! milay kosa zany an!:)
4. Fanja1 ( 13/05/2006 11:38)
"opera" kou tsara fa jereo:)
5. ds ( 15/05/2006 09:33)
Fanja1:

"opera" kou tsara fa jereo:)

Tsara daholo kah... :-*

Nisy nanontany teto hoe ahoana ny fomba amafana ny "dia" natao tao amin'ny aterineto. Mba tsy hamelana "trasy" ao amin'ny solosaina ampiasaina izany e.
Io fitaovana io izany mety hahavaly azy.


6. lapino ( 15/05/2006 09:55)
Efa miresaka "firefox" sy "trasy" ihany, misy koa ny firefox aux petits oignons.

Firefox finday ihany no ao. Saingy manjavona koa ny trasinao any amin'ny server-n'izay site jerena. http://totalfun.no-ip.org/lapino/dotclear/index.php?2005/11/27/14-surf-anonyme koa misy fanovany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171