Mitady fitiavana?

1. hery ( 12/05/2006 07:49)
Raha mitady fitiavana ianao dia afaka mametraka ny antsom-pitiavanao amin'ny rohy eto ambany
Tsindrio eto

Takelaky ny serasera.org ihany io. Ampidiro fotsiny ny solonanarana serasera dia ok.
répondu par bigup le 22/07/2006 11:11
2. ari.malala ( 12/05/2006 07:58)
hihihi; naika gaga be za we i hery v mandefa antson'ny fo hihihi
3. hery ( 12/05/2006 08:09)
ari.> ngah i hery tsy manana fo? (l)
4. Fiffi ( 12/05/2006 08:10)
hery: de ny antson'ny fo zany natokana ho antso hafa ? fa ny fitiavana natao hafa mihintsy ! tsara kosa aloha an! :)
5. ari.malala ( 12/05/2006 08:27)
hery, ts zany no tiko notenenina ka, fa le lohatenin'ny dinika nalefanao hoe mitady fitiavana, de naika gaga hoa za hoe enao ko nga??? :-D:-D:-D:-D fa haiko mintsy fa manana fo (l)enao kaaaa ;)
6. fasaly ( 12/05/2006 09:04)
ari/ hihihihi zà kou taitsa beuh hoe i hery mahintsy no mitady fitaivana:wink::°)
7. Fiffi ( 12/05/2006 09:10)
hummmm
8. diamondra27 ( 12/05/2006 10:49)
tsy diso mihitsy io fa hery mangataka fitiavantsika namana an'azy ka! isika rehetra nge namana tiany daholo e, sady manana fo i hery
9. Fiffi ( 12/05/2006 11:20)
raha tsy manana fo izy tsy hanao ity site ity ho antsika tsy hakanavaka.
10. dadabe ( 12/05/2006 11:44)
hery > mba hitadiavo lesy zah de andefaso hafatra manokana aho rehefa mahita elah a:roll:(sipa io a)
11. SOBIKA ( 12/05/2006 13:04)
dadabe/ hihih fa nga enao efa dadabe ia menatra raha mitady sipa ! sao de mba tsy gou anao le goan ny hery ka!!! hihihi mametra hafatra ao amin ilay rohy fitadiavana fitiavana eh efa omeny anao kosa ve ny sotro de mbola miandry ho fahanana indray ianao! ko tsy ny anao no be indrindra a
12. Fiffi ( 12/05/2006 13:12)
de hoe fahanana ve satria efa dadabe ? :-D:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 13/05/2006 07:48)
dadabe tokoa kay moa mitady olontiana ô
raha misy manome sotro de misy mpamahana de iza indray no mametraka le bavoir?:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 13/05/2006 14:02)
diamondra: f'angaha kosa akia hono de ho bdb ? ny mpamahana hafa , ny mpametaka bavoir hafa , ny ... hafa :-D:-D:-D:-D de ho harany daholo ve hono zany ? :-D:-D:-D:-D nefa izy efa dadabe ? :-D:-D:-D:-D
15. pissoa ( 13/05/2006 14:04)
Io ony ry DM ataovy doly doly an :lol:
16. Fiffi ( 13/05/2006 14:06)
pissoa: sady ireo rehetra ireo ve tsy ho vitany eh ? :)
17. diamondra27 ( 14/05/2006 09:40)
fiffi, pissoa::-D:-D:-D:-D
marina 'za raha hahavita an'izany e!
'za mbola sahirana mihanihany eto koa, sy mijery film miaraka @ fiffi :lol:
18. Fiffi ( 14/05/2006 12:51)
dadabe: mi-debra zany toi eh! fa avelao i diamondra hiaraka amiko !! inona indray akia ny film manaraka ao ? ataovy bien be an! i Jim Carrey iny zao tena tiako jerena :-D:-D:-D
19. mazoto ( 17/05/2006 09:46)
Tena mitady fitiavana aho,na arak'asa, na ara fitiavana tsotra indrindra amin'ilay olona tianao, nefa moa izao mbola tsy manana an'izany fa tiako fotsiny ny hoe mitia ary tena fitiavana be, izay aloa ny momba an'inye!
20. diamondra27 ( 17/05/2006 10:12)
the mask ve? sa misy vaovao ao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.389