Mitady fitiavana?
21. fijo
(
18/05/2006 03:28)
naika handefa ihany aho,fa natahotra sao misy mamaly ka izay vao torakovitra eo le virja
24. dadabe
(
26/05/2006 09:26)
ary lasa dadabe injay le size :roll: humm Fiffi injay izao no nanova an'io :-$ toi avy nanao mission an:-$:°)
pissoa > ao hoe toi mamahana anah:-w:-w humm vita aty toi fa...:-D:-D:-D

26. mivetso
(
07/06/2006 11:50)
bonjour
tsy hoe le ianao mitady fitiavana no nahamay ahy hanoratra fa zao e ,za koa mitady fitiavana mitovy fiantefa @ ny ahy :de ny fitiavana mihira izany,
za nefa tsy de manam-potoana loatra hamakiana ny namana efa misy ze mety hoe mifanandrify tsara @ le tadiaviko ko raha misy re ato de mba lazao ahy hanoratako any aminy a satria ianao efa mahafantatra anay jiaby jiaby
zay de manome fitiavana be de be ho anao e,fitiavanamana aaaaaa!!!!!so de bedy eo za sady vo haingana no tato ka sao de manao fihavin' ny tafara sa ahoan??????:-D:-D:-D

29. cooper
(
23/06/2006 11:00)
Fitiavana ve? tena nananako bedabe, saingy zao e? ritra daholo anie. Kay moa ty fitiavana ity tsy azo atobaka in-1 mandé. Fa raha izany dia lasa izy mandé, koa izao retoa mba tsitsio ihany e, sao hono "TOY NY AFO MOLOLO KA MIREDAREDA AM-BOALOHANY FOTSINY"
31. bigup
(
22/07/2006 11:11)
mivetso:
okay za koa mitady kill ty vazo sy tonokalo ary tantara e, efa nanangana tarika mihitsy za fa lasa kely aty dilam bato aty dia tavela kely ao zareo ny boky koa vao mikafiry