Mampanantena fifidianan malalaka sy ankahalalahana i Ra8

1. ravatorano ( 12/05/2006 04:28)
Scrutin présidentiel-Ravalomanana promet une élection libre et démocratique
Le pouvoir rassure. Le président Ravalomanana lance un appel du pied pour mettre en confiance l'opinion publique pour la tenue des élections présidentielles le 3 décembre.
"La candidature est ouverte à tout le monde. Il n'y a rien à craindre pour les postulants", a garanti le chef de l'Etat lors de l'ouverture des assises pour la coopération décentralisée à
Iavoloha, hier.
Aux lendemains de la convocation des électeurs pour les scrutins présidentiels, le chef de l'Etat passe à une offensive de charme. Le gouvernement lance ainsi une opération de sensibilisation pour la bonne tenue des élections.
"Des experts des Nations unies seront là pour préparer la période d'avant, pendant et après l'élection, a-t-il confirmé pour la sincérité de l'opération. Les élections seront libres et transparentes", a-t-il continué. Mais il gagnerait à l'intensifier au vu des réactions ici et là, surtout celles de l'opposition, après avoir insisté sur la voie électorale.
Depuis quelques temps, des candidats potentiels élèvent leur voix pour réclamer un "éclaircissement des règles du jeu", selon Herizo Razafi-mahaleo. Le fondateur du Leader Fanilo avait soulevé, entre autres, l'éventuel blocage "par le biais des financements" des candidats.
Mais la déclaration du chef de l'Etat semble ne pas convaincre l'opposition, au contraire.
"Le gouvernement a donc choisi l'unilatéralisme, a déploré le sénateur Robert Razaka. Il aurait pu discuter, dans le cadre du dialogue entre pouvoir et opposition, ce genre de décision, comme le cas du code électoral". Tout comme "l'amnistie ou le code électoral", selon le député Charles Andriamahefa.

Henintsoa Andriamiarisoa
express de madagascar
12/05/2006
répondu par Fiffi le 19/05/2006 18:50
2. Fiffi ( 12/05/2006 04:58)
Le pouvoir rassure. Le président Ravalomanana lance un appel du pied pour mettre en confiance l'opinion publique pour la tenue des élections présidentielles le 3 décembre.
"La candidature est ouverte à tout le monde. Il n'y a rien à craindre pour les postulants", a garanti le chef de l'Etat lors de l'ouverture des assises pour la coopération décentralisée à
Iavoloha, hier.
=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^izany no hatao hoe "feno fahendrena" inona indray moa no tadiavina mihoatran'izany ?
3. majinikakely ( 12/05/2006 06:36)
io miitsy no nolazainy tami ny teny malagassy kah
milatsaha dhl nareo houzy fa tena atao malalaka sy feno mangarahara ny fifidianana
zay
d ho hitatsika eo zany zany eh
4. Fiffi ( 12/05/2006 10:03)
ka tsara kosa anie zany an! au moins hoe io ny zon'ny olona dia hajaina.
5. Fiffi ( 12/05/2006 11:48)
Malalaka ho an'ny rehetra ny filatsahan-ko fidiana ary atao ho mendrika sy mangarahara indrindra aty afrika sy ny tany an-dàlam-pandrosoana ny fifidianana izay hatao eto amintsika amin'ny volana Desambra ho avy izao, ary hiantsony ny firaisam-ben'ny firenena mikambana mba hanara-maso izany fifidianana izany. Io no nambaran'ny filoha Ravalo teny Iavoloha raha nanokatra ny fotoam-pivoriana momba ny fitsinjaram-pahefana niarahana tamin'ny firenena vahiny izy omaly.
Milatsaha izay te hilatsaka fa tsy misy atahorana izany, ny fiomanana mialoha sy mandritra ary aorian'ny fifidianana dia ankinintsika tanteraka amin'ireo manam-pahaizana avy any amin'ny Nations-Unies, ary mbola nangatahantsika fitaovana sy kojakoja maro samy hafa miaraka amin'ireo vahiny mba hahatontosa antsakany sy andavany ny fifidianana.
Miandry ny fahavononan'ny Malagasy tsy ankanavaka sisa, ary ny tanjona dia ny hananantsika firenena vanona sy ny fampanjakana ny tena demokrasia eto Madagasikara, ka raha misy milaza fa tena mahay ny demokrasia dia azy ny azy. Ny Governemanta ihany koa dia efa nanome toky fa vonona hanatontosa antsakany sy amin'ny fahamarinana ny latsa-bato izay atao amin'ny faha 3 Desambre ho avy izao.
Naivo kely Madagascar Tribune
6. Optik ( 14/05/2006 14:07)
Ho ela velona anie Madagasikara Malalantsika .
7. Fiffi ( 14/05/2006 14:10)
Ho ela velona marina .
8. mandrindra ( 16/05/2006 09:01)
hay ve fampanantenana e, minoa fotsiny ihany izany !!
9. Fiffi ( 19/05/2006 18:50)
mandrindra: efa tena ezaka goavana kosa aloha zao an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2139